maty aho
21. Fiffi
(
08/12/2006 15:22)
booboo:eka ouz ndry zay ! :-D:-D:-D
ka efa natao aza lé izy kouh...rano raraka tsy azo raofina tsony iny...matsaka ndray no mety...
22. Imahaka
(
08/12/2006 15:25)
xxx:
maty aho fa tratran'ny sipako nampiaraka :cry:
tsy hitako izay olana amin'izany.ilay olona niaraka taminao nampiaraka indray sipaina sy masahina tsara raha tsy hoe angaha efa vadin'olona koa!
dia hendre tsara amin'izay e. Rehefa tena tsy mahita solution dia za iarahana:P
23. Fiffi
(
08/12/2006 15:38)
Imahaka:hummm....tsy ratsy le vaha-olana an !
Rehefa tena tsy mahita solution dia za iarahana:P
28. lapino
(
08/12/2006 17:59)
booboo:Eka ouz :-D:-D
ka efa natao aza lé izy kouh...rano raraka tsy azo raofina tsony iny...matsaka ndray no mety...
32. Fiffi
(
09/12/2006 06:55)
tslem:satria tsy adalan'ny olona ny tsy hanaovana an'zany.......
tantara ratsy, d efa miomàna zany koh :x
