Ora

1. booboo ( 07/12/2006 21:12)
Sao afaka hatsaraina/ovaina/sns..., azafady indrindra, ny ora ao @ hafatra ? :°)

Ohatra hoe atao ora any M/car.


Misaotra mialoha ô
novalian'i booboo ny 08/12/2006 09:26
2. fasaly ( 07/12/2006 21:19)
:P:-P
3. fasaly ( 07/12/2006 21:20)
lay any am hafatra no tena diso be ny ora:°):-D:-D:-D
hoe tam firy marina aza izy iny no nandefa anty hafatra ity, kay nefa tena diso beuh!:-D
4. hery ( 07/12/2006 22:13)
Vita tompoko :-)

Adinodinoko dia tsy vita...
5. sitlo ( 08/12/2006 00:36)
sao dia hery mihitsy aza ilay hoe jhonny rapida?
6. ikaretsaka ( 08/12/2006 04:14)
hery:

Vita tompoko :-)

Adinodinoko dia tsy vita...



ary lasa bebe adino Ramose an
7. fasaly ( 08/12/2006 06:38)
sitlo::-D:-D:-D:-D

hery msotsa eeeeee!:-*
8. booboo ( 08/12/2006 09:26)
hery > misaotra tompoko :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0929