Ora
1. booboo
(
07/12/2006 21:12)
Sao afaka hatsaraina/ovaina/sns..., azafady indrindra, ny ora ao @ hafatra ? :°)
Ohatra hoe atao ora any M/car.
Misaotra mialoha ô
Ohatra hoe atao ora any M/car.
Misaotra mialoha ô
répondu par booboo le 08/12/2006 09:26
3. fasaly
(
07/12/2006 21:20)
lay any am hafatra no tena diso be ny ora:°):-D:-D:-D
hoe tam firy marina aza izy iny no nandefa anty hafatra ity, kay nefa tena diso beuh!:-D
hoe tam firy marina aza izy iny no nandefa anty hafatra ity, kay nefa tena diso beuh!:-D
