miodina?
1. xxx
(
07/12/2006 18:04)
raha manorisory anareo v ny vadinareo , ary indray2 aza tsy manisy sira sy tsy mijery anareo akory aza, ary indrindraindra tsy misy envie anao l'amour @ nao intsony ! tsy mampi te hi-tenter saina ratsy we hanao sipa zany?, olombelona ny tena koa , iz aza tsy manana envie @ nao intsony koa! raiso we efa 2vola vao manao!ahoana ny hevitrareo? , nefa izy tsy manao sipa aloa e !
novalian'i parazy ny 04/02/2008 12:20
2. Rasiligaoma
(
07/12/2006 18:30)
anontanio izy aloha hoe inona ny niseho fa to tsy rarahianao intsony a
3. fasaly
(
07/12/2006 19:26)
miakina am tsirairay ihany io ko!
misy tsy mivaky loha de miaritra, misy ny leo de voatery tsy maintsy hoe hiodina.....de ny konsiansa no mitondra aza zany angamba:wink:
misy tsy mivaky loha de miaritra, misy ny leo de voatery tsy maintsy hoe hiodina.....de ny konsiansa no mitondra aza zany angamba:wink:
4. kelly13
(
07/12/2006 19:33)
discussion iany no mety! ra tonga d hanao izany ianao hoe nde hanao sipa d vao maika hanampy trotraka! mahereza eee
5. titis
(
07/12/2006 19:38)
Raha izay ve moa no fanafody hitanao fa mahafaka ny sorisorinao ataovy fa aza atao fantatr'olona na dia ny namanao akaiky aza!:wink:
6. fasaly
(
07/12/2006 19:39)
ié! ho an'ny tenanao ihany lay sekiré! marina ihany ny volazan'i kelly fa mialà nenina kalou fa refa tsisy fiovàna ve tsy mba hankafy ny fiainana otran'ny rehetra:wink:
7. kala
(
08/12/2006 08:50)
xxx:
raha manorisory anareo v ny vadinareo , ary indray2 aza tsy manisy sira sy tsy mijery anareo akory aza, ary indrindraindra tsy misy envie anao l'amour @ nao intsony ! tsy mampi te hi-tenter saina ratsy we hanao sipa zany?, olombelona ny tena koa , iz aza tsy manana envie @ nao intsony koa! raiso we efa 2vola vao manao!ahoana ny hevitrareo? , nefa izy tsy manao sipa aloa e !
amiko manokana aloha dia tsotra ê! raha misy olana eo amin'ny olona roa miaraka, na mpivady na mpisipa dia ny mifampiresaka ihany no vahaolana.
ary ilaina ny fihainoana ny iray fa tsy hoe ny anao ihany no tantaraina sy lazaina. "communication" zany no tiako asongadina:wink:
dia miaraka amin'izany mazava hoazy ny "compréhension" sy ny fandinihana tsara ny olana indrindra eo amin'io resaka "fanaovana na matetika na mahalana io" :-$
tsy vahaolana amiko ny fandehanana miodina fa aleo laniana amin'ny fanatsarana ny fiarahana ny fotoana sns...8)
mety milay ange raha miresaka tsara ê! mety hoe, tsy tiany ny sex hard na hoe ilainy elaela ny préliminaires na koa hoe atao an'izao sy izao ny firaisana sns... :) asiana sira kely zany ny fiarahana fa tsy atao routine.
Andramo ange hoan'ireo izay manana olana ê!
f'aza dia ratsy saina hoe "mety manao sipa ity partinerako ity" na hoe "ndeha hiodina hanala azy".:twisted:
8. xxx
(
08/12/2006 08:56)
ilay izy aloha efa fanambadiana efa ho 10taona e!efa nasiana resaka , fa e e! , sao d marary ary ianao io matoa tsy t hanao , an an hoy iz, nataoko daholo zay mety fa tsy hitako intsony zay atao , fa ilay marary fo isanandro no mahakamo , ary mananjanaka koa d lasa tsy afa makaiza satria , au moins aloha izy bon pere! , ny probleme-ko @ aloha io toetra konjokonjo lava , tsy fantatra we faly na tezitra , fa mitovy foana , zahay moa zao efa samy manana ny chambre koa , iz tsy mba mi-demande mofo ,za ndray aza no mba manantona azy eny.Raha resaka vola , iz ao antrano foana , mikarakara zaza, tsy misy probleme , ndray2 aza miteny we securité angamba no tena hiarahanay we manambady d zay fa tsy misy !ao anatiny taona zany zahay manao 5 eo , tsy leo ihany !
9. vale
(
08/12/2006 08:58)
xxx: raha zah ny eo @ toeranao dia mailo aho, olona tsy mikitika anao izany ve, tsy mandeha any am sisisny? asa nefa?...raha zah ny teo am toeranao, de miala @ rehefa tsy zakanao le izy:wink:, de manolo olon-tiana vaovao mitsy, fa lay miodina,.. :roll:heuuu...raha xtiana toa tsy mety io an, hafa indray raha hafa finoana!:P
10. vale
(
08/12/2006 09:03)
xxx: azafady a, somary direct kely a, fa tsy misy fitiavana tsony izany, sady efa konjo, no tsy mikitika, na misy zanaka aza nareo, raha mbola mieritreritra ny hitia enao de miala no mety, efa tsara alou le oe samy manana ny chmabre -ny e, raha tsy oe hevitra avy @ io:wink:, fa tsisy afa-tsy zay ny vahaolana, manova mitsy!!!:^)
11. tslem
(
08/12/2006 17:17)
d miodina tokoa mou zany koh, hiandry andrazaka tsy hivalana eo v :-D:-D
13. sakaizakely
(
08/12/2006 22:32)
Dé fonainagna ro sisa e e ! tsa misy fitiavana koa zany fa dia miara-monina fotsiny sisa. Inn intsony fa dia samia maka ny azy am'zay e ! Na ny équilibre-n'ny zanakareo aza. Firy taona ny ankizy ? Fantany tsara fa tsy mifankatia intsony dada sy mama. Mety misy fiantraikany amin'ny ankizy izany. Tsy aleo ve misaraka tsisy romoromo dia samy mahita fifaliana am'zay safidy vaovao, toy izay hifampimonjimonjy hanao toetratsy zaka ao andragno ao ? dada sy mama sambatra feno tsikitsiky no tadiavin'ny kilonga fa tsy dada sy mama manao mody hoe (semblant). Na dia satriny aza tsy hisaraka nareo, hanomezany tsiny anareo any aoriana izany rehefa lehibe ary saina izy
15. jhouhlambout
(
09/12/2006 09:15)
Miresaka aloha no azo atao dia avy eo miodina @ zay rehefa tsy misy solution hafa intsony
16. xxx
(
09/12/2006 10:10)
de hilaza we anao sipa ! toa manahirana ihany koa !raha izy aloha manao aloha d ie! , ny eritreritro we hanao miafina aloha ka raha ohatra kosa mahita olona tia ahy sy ny zanako za d zay vao miala , tsy miala fa izy no mandeha ! sa ahoana?
17. Fiffi
(
09/12/2006 10:54)
xxx:de hiala , de hisaraka , de inona koa ? de mba niheritreritra ve enao hoe mba ahoana io zanakao io ? nga zany olona zany ahasolo ny rainy ?
ny eritreritro we hanao miafina aloha ka raha ohatra kosa mahita olona tia ahy sy ny zanako za d zay vao miala , tsy miala fa izy no mandeha ! sa ahoana?
Resaka hoe tsy ampy firaisana ve de ahatonga an'zao ?
Ka maninona raha miresaka tsara fotsiny ianareo ?
Maninona no miandry azy enao @ geste mahafinaritra mba hisian'ny envie ?
Tokony samy mandray ny andraikiny ny tsirairay mba tsy hisian'ny monotonie @ fiainana , indrindra hoe ny firaisana !
18. tslem
(
09/12/2006 11:59)
Maninona no miandry azy enao @ geste mahafinaritra mba hisian'ny envie ?
aôna zany geste zany ry fiffi