miodina?
22. tywa68
(
10/12/2006 09:34)
xxx ianao zany anie hafa² ihany ê ! naninona no nanao chambre à part raha mbola te-hiaraka ! fa maninona no tsy noresahina taminy h@voalohany sy mba nanantona azy hampifoha ilay fitia taloha, fa miandry inona ? na izy aza anie mety ohatranao zany mihitsy no andrasany ê !
Sa efa niodina dia nahita tsirony ? ary mety efa kobony hoe nanivaka ? Raha tena mbola tia azy enao dia mahavita ny "gestes mahafinaritra" lazain'i fiffi !
Sa efa niodina dia nahita tsirony ? ary mety efa kobony hoe nanivaka ? Raha tena mbola tia azy enao dia mahavita ny "gestes mahafinaritra" lazain'i fiffi !
23. tslem
(
10/12/2006 16:04)
mahavita ny "gestes mahafinaritra" lazain'i fiffi !
:roll:fa inn mitsy zany zesta zany eh :-D:-D:-D todé mba azonay ianarana kle
24. karinah
(
10/12/2006 17:27)
xxx: ka efa nanao ilay gestes ve hono ianao e? :wink: sinon, andramo tokoa aloha, asio voninkazo ny trano mba hahatamàna azy ohatra, na manaova jejojejo! :P
25. xxx
(
10/12/2006 19:33)
za aloha efa nanao geste kosa e! ohatra na ilay manafika any @ chambre-ny ,mahazo mofo aloha , fa za zany no manao pas , fa wen ihany ianao vhv foana v! ary matsapa za we mba efa miafy sy miezaka , fa tsy aiko intsony , raha olona hafa aza efa ela no nipitsika , ny ankizy no nitsinjoviko , no tena marina
27. Fiffi
(
11/12/2006 16:08)
tselm: ny zesta mifampitositosy , mifanorokoroka , mifanao clin d'oeil kely , manimpy tsiky kely , anjekaky ooo :{:{ bdb ange ny zesta azo hatao mba hisan'ny "harmonie" @ mpivady eh ! zany ve de tsy hainareo kosa eh ! :roll::roll:
28. tywa68
(
11/12/2006 16:14)
ka matoa anie ry fiffi mahazo mofo dia efa nanao gestes ê :lol::-D:-D fa mofo fanampiny anie no tadiaviny fa tsy hoe asiana fitalahoana foana kosa ê !
30. Zina
(
12/12/2006 03:50)
1- sao dia marary ary izy? fa manafina? anontanio oe?
2 -na mety voadona tany lery?
2 -na mety voadona tany lery?
31. Fiffi
(
12/12/2006 06:37)
tywa68:inona le mofo fanampiny ?
fa mofo fanampiny anie no tadiaviny fa tsy hoe asiana fitalahoana foana kosa ê !
33. bazylou
(
15/12/2006 22:44)
anaovy fellation izy dia hitanaony fiovany !! lehilahy aho no miteny..Ataovy maharitra sy azaasiana nify fa tonga dia vita ny resaka, ataovy matetika fa ilainy io ho anao...
34. fijo
(
23/12/2006 05:36)
raha "miodina" izany anie tsy misy atahorana fa mbola miverina eo ihany e.fa raha dila no mety ho olna kely ngamba.
35. batita
(
16/01/2007 11:22)
Io zavatra io anie ka mitovy @sakafo ihany e!Refa hoanina matetika de mety ho leo ka tsara raha solosoloina:^):^):^):^):^)
36. bibioul
(
16/01/2007 13:04)
anaovy fellation izy dia hitanaony fiovany !! lehilahy aho no miteny..Ataovy maharitra sy azaasiana nify fa tonga dia vita ny resaka, ataovy matetika
fa angà voakaitra tany angà bainina:-D:-D:-D:-D
