tsy adinoko

1. lema ( 06/12/2006 16:51)
mba tantarao eo hoe ny fahatsiarovana tsara sy ratsy teo amin'ny fitiavanao
novalian'i Fiffi ny 13/12/2006 06:48
2. kelly13 ( 06/12/2006 17:46)
mba tena jardin secret ka aleo ho ahy rery klou ka, :wink:
3. Fiffi ( 06/12/2006 18:16)
4. bimanoa ( 07/12/2006 05:11)
ny fahatsiarovana tsara rehefa mifankatia b, ny fahatsiarovana ratsy rehefa misaraka, :wink:
5. sasa ( 07/12/2006 05:28)
ny fahatsiarovana tsara miaraka mijery télé, le fahatsiarovana ratsy le tsy nandé ny télé fa tapaka ny jiro.=))
6. diamondra27 ( 07/12/2006 05:39)
tsy tadidy fa mvoan'ny alzeihmer;-)
7. ikaretsaka ( 07/12/2006 05:48)
Tsy adinoko ny fitiavako milalao baolina...
tsy adinoko koa ny voatery tsy nahafahana nilalao intsony nohon'ny ratra sy ny aretina azo t@ filalaovana azy...
fitiavana daholo izany an!
8. apache ( 07/12/2006 07:13)
fahatsiarovana tsara indrindra : teo amin'ny alitara izaho niteny hoe "eny!".
Ny ratsy indrindra : izy namaly hoe "tsia!".
9. kelly13 ( 07/12/2006 10:43)
apache hahahaha
10. kelly13 ( 07/12/2006 10:44)
apache>tena marina v io klou fa sao d mivanivany @ nahavoa anao fotsiny za?
11. fiderana ( 07/12/2006 11:55)
Ny naneken'ilay olona teto niaraka tamiko no tena tsara,fa mba tsy lazaiko aloha izy fa ....., ny ratsy tsy mbola nisy......fa zah ilay mamo be naika nidofotra t@ tambohon'olona avy nanatitra azy no tadidiko:lol::lol::lol:naika ratsy, toa natory mihitsy manko zah, vita iny fa tsy hanao mamo intsony zah:lol:.
12. booboo ( 07/12/2006 12:01)
:-D:-D
13. fiderana ( 07/12/2006 12:12)
booboo,fa maninona ianao no mihome fotsiny?...ianao an!:lol:
14. andry08 ( 07/12/2006 13:06)
ny zavatra hitako dia manao projet @ voalohany te hanao an'itsy sy eroa .Fa rehefa tsy mety ny resaka dia tsy misy mihintsy miresaka ny hoe hanao ahoana rehefa hisaraka( hifandratra sa hifanao taim-bava sa hankeny @ tiribonaly sa hanao ahoana?):DMampihomehy
tena mampihomehy rehefa avy eo !
15. lapino ( 07/12/2006 13:54)
sasa:
ny fahatsiarovana tsara miaraka mijery télé, le fahatsiarovana ratsy le tsy nandé ny télé fa tapaka ny jiro.=))

Ssssss, tsy lasa mihitsy hoa le jirama e? :°):°)

16. lema ( 07/12/2006 15:19)
ny tsara indrindra dé ny nandrenesako fa tia ahy lé oul zay.
ny ratsy indrindra dé lé sipa namitaka ahy nilaza fa mbola virj izy efa tonga anefa lé fotoana kay lava bokotra sy fanjaitra.
17. kelly13 ( 07/12/2006 16:12)
inn no dikan'izany lavabokotra sy fanjaitra????
18. booboo ( 07/12/2006 16:26)
:-D:-D:-D
19. sitlo ( 08/12/2006 00:22)
jereo eto
20. fiderana ( 08/12/2006 05:37)
sitlo>> aiza fa tsy hitako ilay jereo eto, tsy mety misokatra avy hatrany ngamba tsy lavabokotra io:lol:.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077