tsy adinoko
21. sasa
(
08/12/2006 10:49)
:-D:-Dlapino k'hita wa koa tsy lasa mintsy wa le Jirama refa manapaka jiro izay tsy misy hijerena télé mintsy :-D:-D:-D:-D
22. mika117
(
08/12/2006 13:50)
kelly 13 zany v dia tsy hain'i toi e :lol:,ory sasa a ;rehefa tapaka ny jiro dia ampidiro @ lavabokotra ny fanjaitra fa io tsy mila jiro:-$
26. sasa
(
11/12/2006 04:43)
mika117 tsy mety koa, tonga d voatsindron'ny fanjaitr any tanana raha izany no atao koa, ireny lava-bokotra ireny mantsy mbola misy sokafana raha vao tsy bokotra no miditra ao aminy koa, mba mikombona ihany koa anie reny lava-bokotra ireny e =))
27. lema
(
11/12/2006 13:35)
ohabolana malagasy ani zany e!"lava bokotra sy fanjaitra ka tsy midona aminy sisiny"hita mitsy hoe mpingitra malagasy nareo
28. papounette
(
11/12/2006 14:17)
Ny fahatsiarovana tsara de izy niteny t@ko hoe:tu es ma nouvelle vie!:oops:
De ny fahatsiarovana ratsy:Nanjavona lery nandritra ny 01 semaine tsy fantatra hoe taiza na nankaiza!:evil::evil:
:-D:-D:-Dnentindrivotra angamba:-D:-D:-D
De ny fahatsiarovana ratsy:Nanjavona lery nandritra ny 01 semaine tsy fantatra hoe taiza na nankaiza!:evil::evil:
:-D:-D:-Dnentindrivotra angamba:-D:-D:-D
30. Bakobako2
(
12/12/2006 01:28)
7 andro v ky ry papou ?aiza izy refa 7 volana ,
de fatsiarovana milay b iny fa avy eo izy lasa ndray de asa na 7 taona ndray vô ho hita
:cry: ::cry:
de fatsiarovana milay b iny fa avy eo izy lasa ndray de asa na 7 taona ndray vô ho hita
:cry: ::cry:
31. sasa
(
12/12/2006 04:49)
lema =))=))=))
papounette mba fito andro fotsiny aza ny anjy koa, fa niverina ihany ve izy avy eo? sa tonga d nanjavona tanteraka.
ny fahatsiarovana tsara le afaka fanadinana ny fahatsiarovana ratsy tam za le voaroka tany ampianarana fa tsy naloa ecolage satria laniko le izy, d tsy nahita andoavana an'azy tsony za d tonga d tratra.=))=))

32. papounette
(
12/12/2006 13:40)
Niverina ihany ka fa :lol::lol:tonga t@le fitenenana hoe"Qui part à la chasse perds sa place!":-D:-D:-D