Vita ny fifidiananan'ny filohan'ny repoblika

1. vancleef ( 05/12/2006 01:37)
Vita ny fifidiananan'ny filohan'ny repoblika ary nahatsikaritsa aho andro vitsivitsy talohan'ny 3 desambra faha feno teny farany tsy hay teto @ serasera na avy tany @ gazety nalefan'i Fiffi na ny hevitrin'i ronaldo sy ny kolongany dia mba lasa ny eritreritro hoe sahirana ve sa tsy misy fotaona ny mpiandraikitra ka nisy intsony hoe Nahitsin'i Hery na voasivana teto @ forum sa matahotra ve hoe manao censure politique eto @ forum ? Fahiny mantsy rehefa nandefa hatsikana t@ teny farany tsy hay aho ka tsy misy dikany intsony rehefa hadika @ teny malagasy dia tonga dia voasivana.
Mba eritreritra nandalo fotsiny ny aho fa tsy misy animosité mihintsy !
novalian'i sonwin ny 07/12/2006 15:48
2. Fiffi ( 05/12/2006 05:59)
vancleef: Mino aho fa normale kosa raha nasiana tolérance raha ny famoahako ny gazety t@ teny frantsay satria tsy ho vita ny fandikana azy t@ teny gasy ary mba nataoko ireo mba hanarahan'ny namana rehetra zay aty ivelany satria zava-dehibe zany hoe fifidianam-piloham-pirenena ho antsika Malagasy zany ! mazava ho azy zany ary mino aho fa liana avokoa ny Malagasy rehetra aty ivelany @ fanarahana ny vao2 ho an'ny tanindrazany !
3. hery ( 05/12/2006 08:08)
ny fitsipika:

Mba hisian'ny fifampitaizana amin'ny Teny malagasy dia ezahina ho teny Malagasy ranoray no ifandraisana ao amin'ny forum.serasera.org. Azon'ny mpandrindra ny lohahevitra esorina ny hafatra tsy mifandraika amin'izany. Azo leferina kosa ireo vaovao nalaina tamin'ny loharano hafa ka tsy voadika amin'ny teny malagasy.

http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/policy

4. fijo ( 06/12/2006 05:46)
izay,mazava ny valiny
5. sonwin ( 07/12/2006 15:48)
tsy mazava kosa io valiny io razoky fijo an! ao zao vao misy teny frantsay tsy nalaina avy any anaty rohy. Jereo dinika fivavahana sy finoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1457