Tantara tsy mampme!

1. jefra ( 04/12/2006 15:20)
Misy ankizy iray tsy misy tanana, miaraka am kilasiny any am piscine. Dia manontany ilay maitre-nageur:
-Iza aminareo no mahay milomano?
-Izaho ramose!
-Aza miteniteny foana leitsy a!
-Tena mahay aho ramose!
-Dia lasa nitsambikina ao anaty rano le zaza, dia iny izy nilomano namonjy ny sisiny, kinga ery.
Rehefa tonga teo am sisiny izy, dia hoy le maitre nageur:
-Tena mahay iela! bravo! Fa iza no nampiatra an'iela nilomano?
-Dadanay! Isaky ny alahady izahay dia mamonjy moron-dranomasina, dia atsipiny any anaty rano aho, ka tsy maintsy miverina.
-Ka tsy mazana loatra?
-Tsy olana ka! Ny tena mafy dia le mivoaka ny gony plasitika.


Mbola hampiana (raha leo dia mijanona eto),


Naheno Ralay fa voan'ny aksida ny vadiny, ka dia nihazakazaka any am hopitaly izy hijery izay niseho. Nilazana izy fa mikarakara ny vadiny ilay dokotera ka ho avy hihaona aminy afaka folo minitra.

D tonga radoko, jereny ity Ralay fa tena mangovitra sy mipararetra. Dia nipetraka eo akaikiny le dokotera.

-Tsy dia tsara ny vaovao momba ny vadinao Ralay. Nodomin'ny fiara izy ka misy tapaka roa am lamosiny.
-Andriamatr'o! Ka mbola ho afaka handeha ve izy?
-Malahelo aho milaza aminao fa tsia. Tsy hay didiana ilay izy. Mila mikarakara azy mandram-pahafatiny ianao. Mila mamahana azy isan'andro, satria malemy tanteraka ny vadinao!
Latsaka ny ranomason-dRalay.

-Tsy izay ihany fa mila avadika ao am-pandriana izy isaky ny adin'ny roa, mba tsy hampitombo ny fahavoazany.
Tsy tantin-dRalay intsony ka dia nitomany izy.

-Dia mazava ho azy fa mila manasa azy ianao, satria tsy mahafehy ny taovany intsony izy, ka isaky ny 6 ora eo dia handeha ny ranony sy ny ventiny. Mba tsy hiainany ao anaty fofona dia mila soloina izy isaky ny mandrotsaka.

Nigogogogo Ralay fa tena tsy tanany intsony ny alahelony ny vadiny. Sady mikiakiaka miantso ny vadiny izy no mitazona ny lohany am tanany roa.

Dia nataon'ilay dokotera eo am sorony ny tanany dia hoy izy: Vazivaziko kanjo izany Ralay fa efa maty izy!
novalian'i Bakobako2 ny 06/12/2006 19:54
2. kitjo ( 04/12/2006 15:47)
andray...
tena tsy mampiomehy marina le izy!

o ry jefra an. sao mba hampitomany an'i ralay ianao raha hitsidika ato izy!

mahatsikaiky ilay tantara k!
3. tywa68 ( 04/12/2006 15:54)
taiza daholo zany ry jefra an ! :lol:
4. jefra ( 04/12/2006 15:56)
Oadray! Hay misy Ralay ato :^):^):^)

Ralay avy any Ankafobalo io, mazava ho azy. Ny anarana tanim-boanjo rase a!
5. Fiffi ( 04/12/2006 17:21)
ié ! misy Ralay marina ato ! fa tena tsy mampihomehy le izy an ! :{:{
6. Imahaka ( 04/12/2006 18:17)
film horera ty :^), manao sangy ratsy radoko :^)
7. watafon ( 04/12/2006 18:17)
:):):)
8. kelly13 ( 04/12/2006 19:31)
=))=)) aza mba tratra iany
9. MTN ( 04/12/2006 21:00)
:-D:-D:-D=))
10. Achia ( 05/12/2006 07:50)
ka hisy ranomaso halatsaka intsony ve ralay t@ ilay nahenony fa hoe maty ny vadiny :roll:
11. aigredoux ( 05/12/2006 09:04)
Ranomasom-piomehezana nenà eo ampamakiana azy =))=))
12. booboo ( 05/12/2006 09:07)
:-D:-D
13. Imahaka ( 05/12/2006 12:38)
:-$
14. booboo ( 05/12/2006 12:42)
:-$.....=))=))=))=))=))( tsy tana lé fihomehazana f'aza tsiny e)
15. jhouhlambout ( 05/12/2006 18:20)
16. jhouhlambout ( 05/12/2006 18:27)
Un gars va chez son médecin pour faire un check-up, car depuis quelques temps, ça ne va vraiment plus très fort.
Le médecin après auscultation et résultats de divers examens lui dit :
- J'ai bien peur de n'avoir que des mauvaises nouvelles pour vous... Vous êtes en train de mourir
- Oh non ! Combien de temps me reste-t-il à vivre ?
- 10
- 10 ? Dix quoi ? 10 mois ? 10 semaines ? 10 jours ???
- 10... 9... 8... 7...
17. sonwin ( 06/12/2006 09:24)
:°):-D
18. simplex ( 06/12/2006 12:00)
:-D:-D:-D
19. tslem ( 06/12/2006 12:43)
10heures?10minutes?10secondes?:-D
20. aigredoux ( 06/12/2006 13:08)
Mbola tany @ dokotera ihany.

Nankany @ dokotera ilay rafotsibe sy ny zafikeliny vavy, zay sady tanora no tsara bika sy tarehy aoka izany. Vao vita ny arahaba de hoy ingahy radoko mantsy ilay tovovavy tanora:
- Esory any akanjonao de mandria etsy fa tonga de hozahana.
- Ka tsy izy ange no marary fa za e, hoy ilay rafotsy sady gaga.
Hoy ilay dokotera namaly sady :oops: boramena:
- Hay, euhhh..., atolory ahy ary ny tananao fa hojereko ny tension.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7046