MAZAVA BE NY ANTONY NISAKANANA AN INGAHY PIERROT
1. DONGAKA
(
04/12/2006 13:24)
Raha ny fijerinay ny momba ny voka-pifidianana eny na dia mbola tsy ofisialy aza dia MAZAVA BE ny antony nisakanana ny filatsahan'ingahy PIERROT RAJAONARIVELO !
Tsy maintsy nisy ny 2é tour ary dia ingahy PIERROT sy RA8 no nifampitady ary raha lany ingahy PIERROT dia tsy maintsy handoa hetra @ ara-dalàna @ izay ny TIKO sy ny MAGRO!....AOKA FA MAZAVA...!!!!!
Tsy maintsy nisy ny 2é tour ary dia ingahy PIERROT sy RA8 no nifampitady ary raha lany ingahy PIERROT dia tsy maintsy handoa hetra @ ara-dalàna @ izay ny TIKO sy ny MAGRO!....AOKA FA MAZAVA...!!!!!
novalian'i fijo ny 06/12/2006 23:07
2. sasa
(
04/12/2006 13:30)
hi hihih am 5 taona manaraka indray izany Pierrot izany asaina milatsaka, d asaivo tonga aloha aty izy mba hananany taratasy fifindramonina tsara ara-dalana
3. Samoana
(
04/12/2006 13:35)
Hoy Dogaka /raha lany ingahy PIERROT dia tsy maintsy handoa hetra @ ara-dalàna @ izay ny TIKO sy ny MAGRO!...
iza ary izao mbola manofy vorona tsy manidina izao:lol: !!! Ka ny trosa tokony mbola halohany aza mbola miandry azy ka ny an'ny hafa indray no ande hotakiany !!!
iza ary izao mbola manofy vorona tsy manidina izao:lol: !!! Ka ny trosa tokony mbola halohany aza mbola miandry azy ka ny an'ny hafa indray no ande hotakiany !!!
4. xxx
(
04/12/2006 13:51)
tena mampalahelo ry namana isany fa igagan'ny eran-tany ny malagasy momba ny atao hoe "politika","mpanohitra",dia ny fankahalana ny mpitondra amperin'asa no heverin'ny mpanohitra ny dikan'ny hoe "mpanohitra",ny ataony hoe politika moa tsy fantatra intsony fa dia zavatra hafa tsy ampoizin'ny saina no andikandry zalahy izany, mahamenatra ka!!!
5. miantsa2
(
04/12/2006 13:56)
de asaivo mody aty dago ary ny Pierot-nao raha sahy fa tsy any no miseho milay
6. xxx
(
04/12/2006 13:56)
taiza ange io pierrot rajaonarivelo io hatrizay no hilatsaka ho filoha? nameno paosy no natao, nandositra refa hita sy babo ny tsy nety natao, vita ny fitsarana, izy aza tsy nanatrika izany akory,dia hirotsaka ho fidiana???mba asio hasina leiretsy ny Tanindrazana a!!!malahelo ny havan'izay voasazin'ny lalàna, rariny tokoa izany, fa hitanareo sy fantatrareo ve ny nataony nahavoasazy azy?????
7. sasa
(
04/12/2006 14:11)
xxx ka izay mintsy anie wa asaivo mody aloha be izy wa raha hilatsaka am 5 taona, zao zao ny taranaka faramandimbinay ve no handoa ny vola laniny d hifidy an'io ve za raha milatsaka eo io, mbay tany mitsy fa mpanohitra indray za amzay :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. toovs
(
04/12/2006 14:27)
ny ahy indray no mampanontany tena ahy de hoe fa impuissant ve ny fanjakana tsy afaka mifampiraharaha am firenena izay ialokalohan'ny mpangala-bolam-panjakana sa de ahoana mihitsy zay avy mangalatra de mi stansa any andafy daholo e.
sa zany no fomba mahomby ra te hanambola malaky, mangalatra volabe eto dago de avy eo mistainsa any afinda
sa zany no fomba mahomby ra te hanambola malaky, mangalatra volabe eto dago de avy eo mistainsa any afinda
9. kitjo
(
04/12/2006 14:36)
ka aleo izy ho any fa refa lany ve ny sosiny tsy ho hitan'ny namana mangataka eny @ arabe!
aleo rangah izy haka aina any fa ra alefa hody ireo mahabe asa ny mpiandry fonja fts sady hanakorontana aty fts...aleo mitsy ho any!
aleo rangah izy haka aina any fa ra alefa hody ireo mahabe asa ny mpiandry fonja fts sady hanakorontana aty fts...aleo mitsy ho any!
10. kitjo
(
04/12/2006 14:38)
aoka marina ry dongaka fa aza d midonaka an!
ra teo pierrot dia ny vato mba azon'ny sasany ndray no nanimbinana ho azy!
heverinao v fa ra teo vatokely dia ny mpifidy an ravalo no ande hifidy azy?
anseee ty enao e!
ra teo pierrot dia ny vato mba azon'ny sasany ndray no nanimbinana ho azy!
heverinao v fa ra teo vatokely dia ny mpifidy an ravalo no ande hifidy azy?
anseee ty enao e!
11. mandrindra
(
04/12/2006 15:29)
aleo ny zava-misy no jerena izay fandehany fa ny raha sy ny tahak'izay tsy mampandroso e.
12. Zina
(
04/12/2006 20:34)
toovs [ Valio ] 04-12-2006 15:27:04
Lohateny : Re : MAZAVA BE NY ANTONY NISAKANANA AN INGAHY PIERROT
ny ahy indray no mampanontany tena ahy de hoe fa impuissant ve ny fanjakana tsy afaka mifampiraharaha am firenena izay ialokalohan'ny mpangala-bolam-panjakana sa de ahoana mihitsy zay avy mangalatra de mi stansa any andafy daholo e.
sa zany no fomba mahomby ra te hanambola malaky, mangalatra volabe eto dago de avy eo mistainsa any afinda
tsy impuissant ny fanjakana fa tsy afaka manotra ry zareo satria any @ exile ry zalahy....tsy azo kitihina
13. Stone
(
05/12/2006 00:01)
Fa nga moa i pierrot afaka fidiana, olona efa meloka. President eny Tsiafahy angamba izany.
15. sasa
(
05/12/2006 04:45)
hi hi hi tsy azo fidiana i Pierrot satria tsy resident aty madagasikara akory koa. sady raha ohatra ka azo fidiana aza izy aloha ny mpifidy ravalomanana tsy hifidy Pierrot na ovina na oviana d le efa mitsipona akotry am 7% sy 8% atsy ve no mbola ho zaraina indray tsy hahamenatra tsy niverimbola akory.
16. xl
(
05/12/2006 06:33)
HAUTE POLITIQUE IO RY NAMA A ( dongàka moa )
ARY MBOLA FENO FAHENDRENA TANTERAKA NY FILOHA RA 8
RAHA NIDITRA TETO I PIERROT DIA TSY MAINTSY NOVONOIN NY MPOMBA NY AMIRALY ( mbola te hitondra : sophie )
KA HO FANAVOTANA AZY NO NISAKANANA NY FIDIRANY TETO
MIANARA MANDALINA POLITIKA FA TSY MIJERY SUPERFICIEL BE OHATR IZAO
MBOLA AFAKA MANAZAVA IHANY RAHA ILAINA....

17. andisi
(
05/12/2006 06:56)
Fa in kay zany HAUTE POLITIQUE ry xl fa tena hoatran'ny logique floue be le fanazavanareo.
Mba hazavao fa tsy tenitenenina fotsiny hoatr'izany izy io eh!
Fa ny tsapako fotsiny aloha de manodidina ny 50% no tsy nifidy. Inona no antony? sa HAUTE POLITIQUE ihany koa?
Mba hazavao fa tsy tenitenenina fotsiny hoatr'izany izy io eh!
Fa ny tsapako fotsiny aloha de manodidina ny 50% no tsy nifidy. Inona no antony? sa HAUTE POLITIQUE ihany koa?
18. andisi
(
05/12/2006 06:57)

19. baroho
(
05/12/2006 06:58)
andisi ah! adalan`izay tsy te hifidy sa ahoana? nomena safidy izy fa naleony tsy nifidy sa ahoana?
20. Simpona
(
05/12/2006 07:26)
Ary dongaka oul vaovao an, Vao nisoratra anarana tam alatsinainy juste après fidianana, sa tanatin'le mpanohitra mafana fo taloha fa niova anrana foutsn fa hitondra fika vaovao???
Tonga soa ihany na izany aza a, :) dia ampy
:wink:
Tonga soa ihany na izany aza a, :) dia ampy
:wink: