MAZAVA BE NY ANTONY NISAKANANA AN INGAHY PIERROT

21. sasa ( 05/12/2006 08:19)
andisi hi hi hi hi hi manana zo hifidy daholo fa ry zareo no tsy te-hifidy koa, atao ahoana fa d manaiky ny tian'ny 50% nifidy izy refa tsy nandé, io le manaiky matoa tsy nifdy e!
22. xxx ( 05/12/2006 09:05)
Raha tsy tian'olona ravalo tsy ho lany 1er tour fa
23. pimaso ( 05/12/2006 09:08)
Ny fahazahoako le politika avo lenta dia,
ny lanja sy fari-piatoraky ny foto-kevitra sy ny fahalalahan-pandalinana tokony ho takarina sy vinavinaina dia mila fandalinana lalina dia lalina
Izany hoe : tsy tazana @ endriny ivelany ny tena hevitra lalina fonosiny fa voafono anaty sori-kevitra manify
Ka mety handiso hevitra ny maro ny famaritana azy
Ny mpikabary dia mampiasa sasin-teny,
ny mpanao politika kosa mampiasa foto-kevitra lalina
Misaotra tompoko
24. DotMG ( 06/12/2006 05:45)
pimaso:
Ny fahazahoako le politika avo lenta dia,
ny lanja sy fari-piatoraky ny foto-kevitra sy ny fahalalahan-pandalinana tokony ho takarina sy vinavinaina dia mila fandalinana lalina dia lalina
Izany hoe : tsy tazana @ endriny ivelany ny tena hevitra lalina fonosiny fa voafono anaty sori-kevitra manify
Ka mety handiso hevitra ny maro ny famaritana azy
Ny mpikabary dia mampiasa sasin-teny,
ny mpanao politika kosa mampiasa foto-kevitra lalina
Misaotra tompoko


=D=D=D=D=D=D=D=D
Tena mba ampianaro ny bandy fa ilay famaritana ny politika avo lenta noheveriko ho fantatro nanjary tsy fantatro tampoka teo!
25. zandrypte ( 06/12/2006 07:55)
Affaire Rajaonarivelo henatraho any firenena io.fa inona kay no ilana ny atao hoe mandat d'arret international raha nanao crime marina izy ampiaro aminy ny lalana de vita eh fa inona no bleme .
ny bleme so de mba ity ny fitondrana no "manameloka" azy fa tsy ny fitsarana "pression" no tiako lazaina tsy misy intsony ny separation de pouvoir nefa miteny fa hoe Etat de droit ramatahora no misy "mila gadraina io hoy ny president".miasa sous-Pression ny organe juridictionnel ka lasa outil politique mibaribary be ,raha diso anie i pierrot tokony n'arretena atao exemple ho any gasy satria fitondrana mampiasa ny fahamarinana sy ny fahamasinana.olona nanao ratsy ve no mitono tena hody aminy tany nanameloka azy dia roahina aminy basy sy tafondro indray fa tsy samborina de gadraina sa ahona hoy nareo. le resaka haute politique aloha amiko tsy mitombona amiko
26. belaza ( 06/12/2006 09:49)
tsy mbola izany zao ny resaka fa ny valimpifidianana e, ho any zandrypute manahoana ny tokonaina amizao????=))
27. xxx ( 06/12/2006 10:55)
ny bleme ange dia ry zalahy voaheloka dia manana nationalité hafa sy malagasy e!i tantely zao:firantsay nedala, natao zay nivoahany teto dago, zao izy manana soasiete any andafy, zany ny paolitika avo,kaomedia daholo ny tranga taty:arentina sy ny sisa, nanaratsy tarehy ny mpitondra sy ny malagasy fotsiny, mahamenatra
28. zandrypte ( 06/12/2006 12:46)
beloza, 5000 et kelk/17000 bureau de vote aza misioka ela fa mbola tsy tafavoaka ny ala
29. baroho ( 06/12/2006 18:33)
belaza:

tsy mbola izany zao ny resaka fa ny valimpifidianana e, ho any zandrypute manahoana ny tokonaina amizao????=))



zandrypute =))=))=))=))=))=))
30. fijo ( 06/12/2006 23:07)
aza adino,fa ny mpomba andratsiraka,dia tsy amela an'i vatokely hitondra eo mihintsy.ka raha za nareo tia azy,dia miova filamatra,fa tsy hiakatra eo mihintsy raha iny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1714