71.70 % RAVALOMANANA TIM TSISY TOUR AKORY DE VITA
1. xl
(
04/12/2006 09:11)
TSOFINA FOTSINY NY VOLOMBORONA MPANOHITRA=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^
novalian'i fijo ny 07/12/2006 06:09
3. xxx
(
04/12/2006 09:33)
Tandremo fa tsy dia tsara loatra ny mifaly raha tsy officielle ny valiny.
5. Radan
(
04/12/2006 09:36)
Sady amin'izay le ranga antitra indrina iny efa niteny fa tsy maintsy manao confrontation raha misy lany premier tour eo. Raha ny amiko dia izay tonga eo ifaliako avokoa raha izany no hampisy ny filaminana fa mafy ireny tamin'ny 2002 ireny.
6. besoiiin
(
04/12/2006 10:09)
vaovao farany 68% ra8 manerana ny nosy t@ 12h 30mn teo. logik b raha 1er tr d vita satria presque ny ville rehetra io azo io. ny ambanivohitra vao maika manome faveur ani ra8. =D=D=D
8. hery
(
04/12/2006 10:25)
Efa niteny aho fa noho ny Mpanohitra tsy nitambatra ho kandidà iray dia voatery ho lany ihany Ravalo tsss
Tratran'ny embarras de choix ny olona dia naleony ihany Ravalo.
Kanefa anie raha sanatria misy 2e tour tsy maintsy ho nivondrona ihany e...
Tratran'ny embarras de choix ny olona dia naleony ihany Ravalo.
Kanefa anie raha sanatria misy 2e tour tsy maintsy ho nivondrona ihany e...
9. akama2006
(
04/12/2006 10:54)
aza faly amboalohany ihany ry zalahy fa banjino koa ny afaka 1 volana a!irregularite mamaeno posy ve dia hoe vita milamina fotdiny ohatra izay!kalma hoa fa raha tsy misy inona inona mitranga afaka 2 volana dia tena marina izany!:lol::lol::lol::lol::lol:
10. sasa
(
04/12/2006 11:15)
ry akama2006 izany le hitarika grevy hi hi hi hi hi mampmé an'ahy mintsy, ny vokampifidianana amzao aloha jerena e! tsy efa ela ve ny sasany tamreo kandidà no nitabataba hoe irregularité fa tsy nisy nihaino e! tsy aleo mba zavatra hafa indray no atao, mba ataovy hitan'ny olona manao zavatra tsara aloha izay vao milatsaka eo fa tsy hoe tetika ambony latabatra sy fanaratsiana d hitarika higrevy indray ve? tsy efa hita amzao vokam-pifidianana izao ve fa tsy hanaraka anareo ny olona e!
11. akama2006
(
04/12/2006 11:25)
sasa> tsy hitarika grevy kosa fa avy dia mifampitady mihintsy:-D:-D:-D:-D:-D:-D! vao manome baiko fotsiny ny mpitarika AVI hoe tsy lasa io dia go izany!
mahay manao azy i8 aminy fmerana ny antokonay hanao ny propagandy ka dia efa mivonona koa izahya aminy entimanana raha raikitra ny tsy fanekena!:P:P:P
mahay manao azy i8 aminy fmerana ny antokonay hanao ny propagandy ka dia efa mivonona koa izahya aminy entimanana raha raikitra ny tsy fanekena!:P:P:P
12. xxx
(
04/12/2006 11:49)
tsy ben'ny tananan'antananarivo no fidina ka hoe naharesy 1er tour tao tana dia hoe naharesy. ho hitatsika eo am 2em tour
13. besoiiin
(
04/12/2006 11:57)
ahoana mou ilay baiko ry zalahy ????? AVI @ zay oooooooooo :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D 10% tao tana,0 a 3% au max any @ sisiny :-D:-D:-D:-D:-D minime b fa kobon'ny vahoaka ny fikany. izao tara train ingahirainy fa nanatena hijapy @ 2nd tour :-D:-D:-D:-D 1er TR D VITAAAAAAAAAAAAAAAAAA
14. akama2006
(
04/12/2006 12:13)
tena mantsina indray ity ny resaka fa tonga ny masiso lelika a!kiiiiiiiii:roll::roll::roll::roll::{:{:{:{:{,
mba zanak'iza loatra aza itony!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mba zanak'iza loatra aza itony!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. besoiiin
(
04/12/2006 12:24)
tara train v ry akama aaaaaa :-D:-D:-D:-D:-D mahazo mipitsika @zay refa tsy matanty e, :-D:-D:-D:-D
16. sasa
(
04/12/2006 13:34)
akama2006:
sasa> tsy hitarika grevy kosa fa avy dia mifampitady mihintsy:-D:-D:-D:-D:-D:-D! vao manome baiko fotsiny ny mpitarika AVI hoe tsy lasa io dia go izany!
mahay manao azy i8 aminy fmerana ny antokonay hanao ny propagandy ka dia efa mivonona koa izahya aminy entimanana raha raikitra ny tsy fanekena!:P:P:P
Hay elah ity AVI le mpamadika palitao hi hihih efa kobonay le fika klé. Tena tsy hahazo olona higrevy eo ianareo raha hijery spectacle an'i Ndondolah sy Tahiry sy Niainga angaha d hoe, ho avy ny olona.
17. akama2006
(
04/12/2006 13:51)
sasa> ho hitanao eo ny fidonany e!fa firy aloha ny taux de participation e!ary nahazo vato firy izahay avi aminy fanakanana vitanareo!tokony tsy hitoko mihintsy anie izahay raha ny marina e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
ary ilay bandy manamaibo forum io dia tsy miova mihinsty a!mila zavatra hono izy io e!asa hoe inona ity hilainay!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
ary ilay bandy manamaibo forum io dia tsy miova mihinsty a!mila zavatra hono izy io e!asa hoe inona ity hilainay!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
18. sasa
(
04/12/2006 14:02)
akama2006 hi hihih ny fanakanana vitanay sa ny fanariatsianareo ny zavabitanay nefa ianareo aza tsy nahavita nin nin hatramzao, mba tantarao aloha e! inona avy no vita e!d izao koa aza variana manaradia an'le efa maty pasipaoro ireny fa efa fantatry ny vahoaka anie le fika e
hi hih ihi hi akama2006 an tsy misy enti-po eto an! adi-hevitra fotsiny no ataontsika eto d izao entina ampahendrena le kozy, tsy isika no miady fa ny hevitra.
hi hih ihi hi akama2006 an tsy misy enti-po eto an! adi-hevitra fotsiny no ataontsika eto d izao entina ampahendrena le kozy, tsy isika no miady fa ny hevitra.
19. akama2006
(
04/12/2006 19:17)
sasa> tsy misy entipo eto fa samy mahalala ny mety aminy e,fa ny miambo tsy maintsy mba hatsipy ihany mba ho tonga saina hoe maimbo,tsy azonao angamba ilay hoe"....misy olona mila zavtra eto fa tsy fantatra hoe inona hono no hilainy,raha avadika teny vazaha ilay hoe mila dia manome:be....oin!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dazonao ve le izy e!
ny avi indray ry ise dia volonte politika no hananany a!fa raha hiandry kaskety kosa ianoa dia aza miaraka aminay fa any aminy arema sy tim mandeha fa any no mbola manao izany toetra efa nilaozany toetrandro izany!:-D:-D:-D:-D:-D