71.70 % RAVALOMANANA TIM TSISY TOUR AKORY DE VITA
22. sasa
(
05/12/2006 04:58)
zina ho fantatra alohan'ny faran'ny taona ny vokam-pîfidiana ofisialy fa le amzao aloha tsy mbola offisialy. Ny pourcentage hitako farany aloha d 69.72% i Ravalomanana eran'ny madadgasikara, izany hoe ny fitambaran'ny vokam-pifidianana rehetra azo io.Zina za moa manohana ravalo d ny an'azy ihany no haiko.
akama2006 refa miditra eto elah d mba lazao ny % ny Avi lesy fa za tena tsy mahatadidy fa toa latsaky ny 10% izy izay angamba ry zina.
akama2006 sao d ny vola hanaovana satroka sy tee-shirt kosa aloha no tsy misy e! hi hihihihih

23. xl
(
05/12/2006 06:17)
Akaman'adala 2006 isa wa e!
tsy mahagaga...wa e!!!!
mionona rooooooe!!!!
20013 ndray e!!!!!!
eny wa e!!!!!!!
eny @ orchidee blanche oa na akamasoa mitaiza ny mpanohitra adala e!!!!!
mampamangy wa e!!!!!!
RA 8 ihany ty e!!!!!!
" RA MISY PROBLEME PERSONNEL AMIKO ELA IO RY AKAMA2006, OMEO NY R V RAHA LEHILAHY ELA!"

24. fijo
(
06/12/2006 23:32)
vita letsy izay ry akama an,ndao hanadiady ny faharesena fa izay no hakana lesona
26. fijo
(
07/12/2006 06:09)
xl,inoan ary ity tsy misaina ity???????akama tsy mihantsy ady izany eto,fa mampiady safary toa ny rehetra,ka inona ity resaka toa miantsy be ity le???????