Taratasin'i SCREWTAPE
1. majesty
(
04/12/2006 06:38)
Anisan'ny boky manana ny lazany koa io "taratasin'i Screwtape" io izay nosoratan'i C.S LEWIS.Miresaka ny hafatra izay nosoratan'ny demony zokiny anakiray antsoina hoe SCREWTAPE ho an'ny demony zandriny iray antsoina hoe WORMWOOD ny hanapotehana ny fiainana tovolahy iray,toy izao no voalaza ao amin'io taratasy io;"Iresaho izy hanao ny zavatra rehetra araka ny antonony.Ataovy izay iheverany fa tsara ho azy ny fivavahany raha toa ka tsy miditra lalina loatra izy dia ahatsapa fahasambarana tanteraka ny amin'ny fanahy.Ny fivavahana eny antsasa-dalana dia tena tsara satria ho toy ny tsy mivavaka mihitsy izy".S.L tak 46Ny hevitrareo?
novalian'i ikaretsaka ny 24/12/2006 04:05
3. Fiffi
(
04/12/2006 15:08)
tsy te-hamaky an'io zah ..vao hitako fotsiny ny novalian'i Achia azy de.....
4. Achia
(
04/12/2006 15:28)
tsy mampatahotra izany ry fiffi fa mampieritreritra a! , ny anaovako hoe mampieritreritra de zao , isika kristiana @ zao fotoana ve izany hionona @ izay efa fantatra ao anaty baiboly , sa mba hiezaka ny andalina izay voalaza ao mba ahafantarana ny tena sitapon'ATRA ao na koa hoe handray ary handinika izay izay omen'ny namana ka hanaiky fa fahamarinana ara -baiboly tokoa no voalaza ; ilay voalaza etys ambony mantsy hoe : ataovy ho tsara ho azy ny fivavahany raha toa ka tsy miditra lalina izy , ka mampieritreritra ihany satria devoly izany no nilaza io
5. Zina
(
04/12/2006 17:14)
Achia [ Valio ] 04-12-2006 16:28:32
Lohateny : Re : Taratasin'i SCREWTAPE
tsy mampatahotra izany ry fiffi fa mampieritreritra a! , ny anaovako hoe mampieritreritra de zao , isika kristiana @ zao fotoana ve izany hionona @ izay efa fantatra ao anaty baiboly , sa mba hiezaka ny andalina izay voalaza ao mba ahafantarana ny tena sitapon'ATRA ao na koa hoe handray ary handinika izay izay omen'ny namana ka hanaiky fa fahamarinana ara -baiboly tokoa no voalaza ; ilay voalaza etys ambony mantsy hoe : ataovy ho tsara ho azy ny fivavahany raha toa ka tsy miditra lalina izy , ka mampieritreritra ihany satria devoly izany no nilaza io
Tena tonga dia itan-njy ny valony
tsisy commentaire afa apetrako intsony
6. ikaretsaka
(
05/12/2006 02:19)
io no itenenako foana hoe alalino, fakafakao fa aza ilaozana atao reference sy tanisaina fotsiny ilay baiboly
8. ikaretsaka
(
06/12/2006 02:45)
ftsy maninona mihitsy ny mamaky an'io bokin'i screwtape io fa tsy mampatahotra izany .. mba manitatra fahalalana sy fieritreretana koa e
Raha nanao fianarana tany Etazonia ka mifandraika @ art sy literature ,theology, philosophy, science-po, psychology, ny filiere (Major) nao dia tratranny mandinika an'io ianao matetika ..
\fa mampieritreritra tokoa

9. niryna
(
06/12/2006 06:51)
Namaky boky koa aho mba ahalalako ny zava-misy koa ny famakiana boky hafa tsy hampiova ny finoako mihitsy.
Tantara marina no voasoaratra tao anaty boky satria raha tsy marina ilay izy dia hitory ny olona.
1-sendra nifoha ny vadin\'i pasitera, talanjona izy fa tsy teo ny vadiny, tery amoron\'ny fandriana nisy bibilava,nanantona ilay izy dia lasa nivadika ilay vadiny,mampiasa ny ferin\'ny maizina aho hoy ilay pasitera mba hitarihako ny olona,maty ianao raha mitantara ny hitanao teo, tsy naharitra ilay ramatoa na matin\'ny tahotra aza,nitantara ny diakona sy ny lohan\'ny fiangonana hafa ,nesorina tsy ho mpitandrina intsony lery.herin\'ny maizina no nampiasainy.
2-Voaroaka ny trano ity rangahy iray fa tsy nahaloha hofan-trano, roa andro sisa no nananany ary nomen\'ilay mpitsara hiandry ny krismasy izy vao miala.Lasa rangahy nandeha niangona ary nivavaka tao am-piagonana rehefa nantsoina daholo izay olona mila hi-vavahana.Nony tonga ny andro iray tsy hialany, tonga namangy azy ny mpiangona ary nanome valopy tsikelikely ny olona,nisainy ilay vola ary dia ampy nitadiavany trano ka nifindra izy ny andro krismasy.
Herin\'ny mazava io. Ary tantara marina fa tsy boky.
Afaka mamaky boky isika mba ahalalana ny zava-misy, raha fantatra kosa fa mitarika any amin\'ny ratsy dia ny manakombona ny pejy no atao

11. Rasiligaoma
(
06/12/2006 19:05)
Afaka mamaky boky isika mba ahalalana ny zava-misy, raha fantatra kosa fa mitarika any amin'ny ratsy dia ny manakombona ny pejy no atao
Halalino aloha zay vao akombona fa tsy hoe vao horera izy izany dia any
13. Achia
(
07/12/2006 17:55)
tena marina izany e ! tsrara ho fantatra koa anie ny sekiren'i satana e ! ledala mantsy be fika izay :-D
14. ikaretsaka
(
08/12/2006 22:04)
zay indrindra manko...
mila mivelatra sy mahalala ny hafa koa fa manjary mitoritory sy tsy vao mainka marim-pototra ny anao raha tsy fantatrao ny tany hivelaranao par reapport @ ny hafa

15. ikaretsaka
(
08/12/2006 22:07)
raha silamo izao ohatra .. dia tokony fantatra daholo aloha ny mombamomba azy izay ianao vao mijery sy mampita ny hafatra tiana atao aminy.. fa raha ny anao tsy fantatrao..ny an'ilay olona vao mainka tsy fantatrao de eo ianao no raisina fa tratran'ny contre ataky de tapina ny daomy!
16. Achia
(
09/12/2006 19:08)
ka fantaro kalongany zany ilay anao sao tsisy havaly raha vao misy kontra ataky :-D:-D
17. Rasiligaoma
(
12/12/2006 19:20)
tokony samy ho fantatra daholo.. izay no tsara indrindra!
Sao miseho mahafantatra ianao kinanjo kay ilay olona "hizestiavanao" mahay sy mahafantatra bebe kokoa noho ianao!
izay vao hoe "ouanina eo 'tena!"

18. ikaretsaka
(
24/12/2006 04:05)
masiak akoa ilay Rasily ity... ma marina ilay theorie anao na izany aza