mushroom

1. soanja ( 03/12/2006 13:55)
Hono hoy aho sao mba misy mahay steamed stuffed mushrooms, tsy misy hena azafady. (holatra voasesika a bain marie)misaotra mialoha an.
novalian'i kally ny 14/12/2006 18:10
2. kitjo ( 03/12/2006 14:54)
tena tsy haiko akia fa za koa dia tia an'io any @ sinoa!
3. xxx ( 03/12/2006 15:30)
kay ve i kitjo any amin-dry zareo sinoa indray eh, tsy hita be ihany
4. kitjo ( 03/12/2006 16:57)
bien sur, taty @kely maso foana aho fa saingy tsy Chine..sa noheverinao fa taiza?

any aminareo angaha tsy misy resto sinoa? na tsy mipetraka aty @kely maso aza toa afaka mande resto sinoa ko...sa?:roll:
5. kitjo ( 03/12/2006 17:17)
kay ve ianao lasa xxx e
le resety omena ra manana fa tsss:-@
6. xxx ( 03/12/2006 20:51)
:-D, ka tsy manana aho fa miala tsiny. Ilay mot-a-mot an-dry soaja koa mampihomehy be.
steamed stuffed mushrooms = holatra voasesika a bain marie :-D
7. kitjo ( 03/12/2006 21:11)
raha azoko tsara zany dia mitsikera zay soratan'ny sasany fts no ataonao:roll:
8. dongadonga ( 03/12/2006 23:09)
fa inona kay ri soanja zany MUSHROOM:?:
9. cutie ( 03/12/2006 23:57)
champignon:lol:
Soanja njaso alou hitady :)
10. soanja ( 04/12/2006 02:08)
Misaoatra mialoha cutie an.
xxx a, maba omeo an'ilay tena traduction mazava sy marina moa zah fa mahantra e. satriko foana ny tsy handiso nefa..
11. cutie ( 04/12/2006 02:50)
soanja
mbola tsy nahita an'le steamed alou za, fa baked daholo no hitako
mety ve :lol:
12. xxx ( 04/12/2006 04:13)
tsy mitskera izay soratan'n olona no ataoko fa izaho koa aza mba miandry ny valiny fa mandra-pa aloha dia mba miresaka kely.
holatra voasesika voatono izany no hitan'i cutie
13. xxx ( 04/12/2006 04:16)
Aleo ary fa hanampy ireto tovovavy ireto ny tenako. Izaho mantsy lazain'ny olona macho nefa mba galant ihany ny tena.
http://www.recipesource.com/ethnic/asia/chinese/steamed-mushrooms1.html
dia mazotoa homana ary eh:wink:
14. kitjo ( 04/12/2006 05:12)
melsi xxx an

voatono ve tsy grilled? hihihii:-*

mba galant iany kosa kay ko..mahafinaritra e!
15. ikaretsaka ( 04/12/2006 05:20)
tsara kosa ilay izy...
ny nanaraka recipe za fa nividy vita:-*
16. soanja ( 04/12/2006 05:38)
xxx:

Aleo ary fa hanampy ireto tovovavy ireto ny tenako. Izaho mantsy lazain'ny olona macho nefa mba galant ihany ny tena.
http://www.recipesource.com/ethnic/asia/chinese/steamed-mushrooms1.html
dia mazotoa homana ary eh:wink:


xxx, Misaotra letsy a. Izay ny tsy hahafoizanay anareo anie e. Soa fa misy ny lehilahy. Tonga de mitelindrora mihtsy aho ato mamaky anle izy.


17. tisera ( 04/12/2006 05:40)
:? à la vapeur ny steamed raha tsy diso aho moa toa izay koa no fahazoako ilay recipe sa diso ve aho?
18. kitjo ( 04/12/2006 05:47)
ie a la vapeur ny steamed!

ny ahy le mushroom @ tofu sy totokena d asiana sakay no tena mba tiako!

soanja> mifameno tsara kosa e, ny lehilahy mitady sy manome recette d ny vhv mahandro..

ny ankizy, ohatra anah mihinana..iihhihiih
19. soanja ( 04/12/2006 05:59)
xxx fa ny indro kely dia tsy mahavoa kisoa loatra ny tenako fa dia misaotra ihany an.
20. cutie ( 05/12/2006 01:58)
soanja
ty koa misy
Giant Stuffed Mushrooms


"These stuffed mushrooms are too big to serve as hors d'oeuvres.....just one of these enormous mushrooms can be dinner for a hungry person."
Original recipe yield: 4 servings


INGREDIENTS
4 large portobello mushrooms
2 tablespoons olive oil, divided
salt to taste
ground black pepper to taste
1 clove garlic, minced
1 cup chopped fresh cilantro
1 large carrot, finely chopped
1 stalk celery, finely chopped
2/3 cup kasha (toasted buckwheat groats)
1 1/4 cups water
3 tablespoons chopped fresh parsley
DIRECTIONS
Preheat the oven to 400 degrees F (200 degrees C). Remove the mushroom stems from the caps, and set the stems aside. Place the caps gill-side up on a baking sheet. Drizzle them with 1 tablespoon of the olive oil, and season with salt and pepper. Roast in the preheated oven for 25 minutes.
Meanwhile, prepare the pilaf stuffing. Chop mushroom stems. Heat the remaining olive oil in a skillet over medium heat. Cook chopped mushroom stems and garlic in oil until soft. Stir in the cilantro, carrot, celery and kasha; cook 2 minutes more. Pour in water. Bring the mixture to a boil, reduce heat to low, and place a lid on the pan. Simmer 20 minutes, or until the kasha is tender. Remove from the heat, and stir in parsley. Season to taste with salt and pepper.
Stuff the warm mushroom caps with the pilaf, and serve.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6416