SAFIDY
7. lanto
(
02/12/2006 21:26)
xxx:
Ny fihiran'iza ary no tianareo
I Bodo , Popi , sa Rossy , sa Njakatiana ;-)
Nahitsin'i lanto
:lol:
9. pissoa
(
02/12/2006 21:49)
nahitsin'lanto ve ranga de tsy mety tsony le zedémô :cry::-D:-D:-D:-D:-D
12. ikaretsaka
(
03/12/2006 05:28)
ny an'i Njakatiana no tiako fa ny azy ny lelany ataony mipoitrapoitra iny...hmmmmm:roll:
sady madio tsara ny "fihirany" an :-D
sady madio tsara ny "fihirany" an :-D
14. Simpona
(
03/12/2006 08:32)
REsaka fitra indray ny ato :-D:-D:-D:-D:-D:-D
:-DF:-Dnareo mifitra am tanana ankavia sa am tanana ankavanana
:-DF:-Dnareo mifitra am tanana ankavia sa am tanana ankavanana
16. fasaly
(
03/12/2006 09:57)
karetsaka : sao de zvtr hafa njay zany tia tia ny lelan'i njakatiana mitrangatranga zany:roll::roll::roll::{:{
18. ikaretsaka
(
04/12/2006 04:29)
marina e... jereo ange ny fihiran'i njakatiana raha tsy mipotra potra ivelan'ny molotra foana ny lelany e!:-D
