SAFIDY

21. kitjo ( 04/12/2006 06:00)
poopy no tsy tiako nddra ra jerena fa ra henoina d tsara

poopy oh tsisy sentiment @ le hira zany mitsy

ny ahy Bodo no tiako nddra

Njakatiana koa tsara ra henoina fa ra jerena mahakamo b le miangolangola be

oh pelaka

sa zay no itiavan'ikaretsaka azy :-D:-D:-D
22. xxx ( 04/12/2006 06:03)
io fa voa ikaretsaka :-D:-D
23. fasaly ( 04/12/2006 06:48)
:-D:-D:-D:-D dadany njay alou lay hoe bandy tia bandy mitrangatranga lela e!:?:-D
24. lapino ( 04/12/2006 09:39)
ikaretsaka:

marina e... jereo ange ny fihiran'i njakatiana raha tsy mipotra potra ivelan'ny molotra foana ny lelany e!:-D

Kôzy ve? Tsy aritr'ikaretsaka mihitsy ilay fihiran'i njakatiana amin'ny lelany an! :-D:-D:-D
25. simplex ( 04/12/2006 09:42)
:D:D:-D:-D:-D
26. pissoa ( 04/12/2006 09:44)
=))
27. aigredoux ( 04/12/2006 12:59)
Ny ahy le firan'i dadanay sy mamanay t@ za mbola kely no tiko ndrindra :oops:, sady zareo mahay "mihira" an, hihihi:D
28. fasaly ( 04/12/2006 13:18)
zay zany mitsy e! :P ary zay zany no nahtonga ny ps nao hoe aigredoux:^)
29. MTN ( 04/12/2006 21:09)
fasaly :-D:-D:-D
30. ikaretsaka ( 05/12/2006 00:59)
lapino:


Kôzy ve? Tsy aritr'ikaretsaka mihitsy ilay fihiran'i njakatiana amin'ny lelany an! :-D:-D:-D


ka za zany mihitsy e
31. cutie ( 05/12/2006 01:49)
tapak ny tsinaiko mamaky =))=))=))=))
32. xxx ( 05/12/2006 07:44)
sao de ho latsaka eo ko izay tsy ho latsaka fa :-D:-D
33. fasaly ( 05/12/2006 09:16)
ka tsika zany zao mitsy e!:°)
34. booboo ( 05/12/2006 09:21)
:-D:-D
35. cutie ( 05/12/2006 14:46)
:-D:-D:-D:-D
36. xxx ( 06/12/2006 19:12)
ka io angaha :°) fa tsy =))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0598