Iza aminareo izay mipetraka aty an-dafy no hifidy rahampitso

1. ronaldo09 ( 02/12/2006 08:23)
Ho anareo Tikoiste sy timiste aty an-dafy mba firy aminareo ireo moa no hifidy rahampitso ?
Be loatra manko ny be resaka ary manohana antsisitosy fa tsy hifidy akory !
Dia tsy hitako hoe inona no anohanana raha toa ka tsy hfidy?
Za aloha dia anio hariva no miala dia tonga aoi Moscou rampitso maraina ary hanefa ny adidiko,ary hijery farany ny sarin-dravalo amin'ny ambasady .Ary koa hijery fanariam-pako hanariana ireo sary ireo satria isaky ny birao manko ao misy sarin'leiry !
novalian'i kitjo ny 02/12/2006 18:28
2. xxx ( 02/12/2006 08:31)
efa ampy ahalany andra8 leisy ny vahoaka hifidy azy eto dago a, tsy mila ny safidinlà fa raha izaho ialahy tsy makany mouscou fa lany vola fatsiny
3. ronaldo09 ( 02/12/2006 09:01)
Moscou leity fa tsy mousacou-nla zany a!Sady ny ambasady anie ry papa no miantoka fa tsy za mihitsy e!Ny boursier dia afaka miakatra ze te hifidy sady na volako koa tsy olana fa Moscou anie ka tsy lavitra e!
4. tezitra ( 02/12/2006 09:13)
le diaspora malgache ne peut pas voter, et lors de sa rencontre avec le diaspora en octobre 2006,le président disait que le responsable c'est le député:

1)or on est malgache, et un simple decret présidentiel suffit

2)le président a l'initiative de loi, il n'a jamais deposé un projet de loi, allant dans ce sens à l'assemblée

3)Le tim est majoritaire à l'assemblée, aucun député Tim n'a deposé une proposition de loi

- à xxx, g t'm mais arrête ta boutade, ça nous soûle, apporte des idées. g t'm quand même et big up

-aux autres, je vous file des reponses bateaux: 1)et deba? 2)les diasporas ne veulent pas voter; 3)lany foana izy na tsy mifidy isika 4)manahirana ny mi-organiser election aty andafy... tout ça c bateau et aucune idée apportée
SERASERA SARISARY SORISORY
5. tywa68 ( 02/12/2006 09:22)
F'inona no mba idées atolotrao ry tezitra ?!
6. tywa68 ( 02/12/2006 09:26)
mandehàna any Moscou raha te haka rivotra ronaldo09 ! zahay na tsy afaka mifidy aza dia manaraka akaiky ny zava-misy any Mcar malalanay !
7. Rainikarabo ( 02/12/2006 10:15)
soa ihany fa efa akaiky ny 04 Dec dia tsy ho tezitra intsony i tezitra.
ronaldo09> reveo manja leisy izay any fa aza be dehaka ao an! Na mifidy ny hafa na tsy mifidy, ataovy ny adidin'ialahy dia basta!
8. Fiffi ( 02/12/2006 11:11)
Rainikarabo:
ataovy ny adidin'ialahy dia basta!
=D=D=D


9. tezitra ( 02/12/2006 11:27)
Tywa68 dit:
zahay na tsy afaka mifidy aza dia manaraka akaiky ny zava-misy any Mcar malalanay !

alors là, on a depassé le degré 0 de la dignité, on te marche sur la tête , on t'enlève le droit de voter et tu accepte, c propre du pays moramora ça,
10. barry ( 02/12/2006 11:30)
Rainikarabo:=D=Dtena be dehaka mitsy ilery ;
11. Fiffi ( 02/12/2006 11:35)
tezitra:
alors là, on a depassé le degré 0 de la dignité, on te marche sur la tête , on t'enlève le droit de voter et tu accepte, c propre du pays moramora ça,
de tairo ary ny lalàna de hapetraho hoa mahazo mifidy de basta !


12. andry08 ( 02/12/2006 13:56)
Izahay sady tsy hifidy satria tsy handeha any @ 300kms vao ho afaka ary tsy manohana, tsy mieritreritra koa fa hangaina fa tsy afaka.Tsy olana io ary mahazotoa izay afaka.
13. tywa68 ( 02/12/2006 14:10)
Zà angaha niteny hoe tsy avela mifidy, fa hoy aho hoe, tsy afaka mifidy rahampitso aloha no teneniko !
Inona ny dignité aloha aminao ê hay misy degré koa zany ? mba fantatrao ve ny dikan'izany aloha ? sa mijery télé loatra enao ka heverinao fa azo soratana eto koa izany !!!
Ary aza manenjika olna @ napa fa mandehàna maka rivotra ! tsy tezitra fotsiny enao fa tena "marary" ! mampalahelo ! tsy ho tezitra aminao aho fa ontsa aza !
14. rakaroka ( 02/12/2006 15:19)
Toa mitovy ihany anie ilay hoe tsy nomena zo mifidy,
rahateo tsy ho re akory ny lanja-batoko sy ny hoe tsy hita akory izay hofidina amin'ireto candidats ka na tany an-toerana aza aho ho nanao vato fotsy marina e!
Eto aloha dia mitovy ny hevitra hoe samia mihazo ny lalany!...
15. tezitra ( 02/12/2006 15:42)
ny atao hoe mi -atteindre ny degré zero de la dignité anie dia ny manainky ho confisquer-n'olona ny droit -nao
AFAKA TSY MITOVY NY OLONA @ ZAVaTRA REHETRA FA NY DROIT KOSA TOKONY HITOVY;
article 1er: Tout le monde est à égalité de droit à la naissance (delaration universel de droit de l'homme ) APRES LIBRE AHO NY HI-s'excercer an'iny
16. Imahaka ( 02/12/2006 16:36)
manana droit ho tezitra koa isika an :P
17. kitjo ( 02/12/2006 18:28)
fa ronaldo ngah nde hifidy?
nefa manohitra!

zay ngah nde hifidy?
nefa manohana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0901