zavatra miseo

1. salmo ( 01/12/2006 11:24)
Ny vhv 10años-22años,
raha dinihina dia ry zareo samy zareo ihany no mifanipaka sy mifandaka ary mifanambany. Hatrany an-tsekoly, fety, ny tanàna sns...
Raha dinihina izany dia; ny fahatsarany tsirairay no mampisy probleme amin'ny sasantsany. Mahatonga ady, fihavonavonana, fahasarotam-piaro sns...
Misy amin'izy ireny mihevitra fa rehefa bebe kokoa ny bandy miresaka aminy dia sarika sy finaritra eo amin'ny mpiara-monina (manja ane zah zany eh, matoa ny bandy tsy mamela ahy amin'ny fiadanana e)
Ary ny eritreriny sasantsany dia mifanohitra, ka mety hatonga areti-po, famonoan-tena, tsy fivoahana ao an-trano...
ny vahaolana: manaova makiazy:-D

novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 10:55
2. Fiffi ( 01/12/2006 14:54)
fa mba ahoana no ahafantaran'i salmo ny heritreritrin'olona zany ? sa nolazainy anao zany ? :roll:
3. xxx ( 01/12/2006 16:30)
sale + mot = ????? :°)
4. Fiffi ( 01/12/2006 16:44)
:roll:
5. Imahaka ( 01/12/2006 18:00)
misy marina io kozin'ny leiry io fa ny fomba nitondrany azy no tsy tao tsara angamba dia tsy tafita ny hafatra
6. sakaizakely ( 01/12/2006 20:33)
:roll::roll::roll:
ataovy teny gasy azafady:lol:
7. Fiffi ( 01/12/2006 21:05)
tsy de mazava aloha le izy eh !
8. simplex ( 01/12/2006 21:47)
Imahaka,
zay za vao kopy ;-)
9. Fiffi ( 01/12/2006 21:49)
simplex: de inona hono le izy ?
10. fasaly ( 01/12/2006 21:52)
salmo: fehiny ny voalzanlà io de felonana dool no mahatonga anzany:?:wink::°):-P
11. MTN ( 02/12/2006 06:01)
xxx :-D
12. Fiffi ( 02/12/2006 07:29)
:-D
13. tslem ( 02/12/2006 08:14)
:-D:-D:-D ah fa tsy haiko kory nefa ny dikany:roll:
14. lanto ( 02/12/2006 08:45)
matoa ny bandy tsy mamela ahy amin'ny fiadanana e


Mandry amim-piadanana ve zany ? :lol:
15. Fiffi ( 02/12/2006 10:55)
maty ve zany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9582