zavatra miseo
1. salmo
(
01/12/2006 11:24)
Ny vhv 10años-22años,
raha dinihina dia ry zareo samy zareo ihany no mifanipaka sy mifandaka ary mifanambany. Hatrany an-tsekoly, fety, ny tanàna sns...
Raha dinihina izany dia; ny fahatsarany tsirairay no mampisy probleme amin'ny sasantsany. Mahatonga ady, fihavonavonana, fahasarotam-piaro sns...
Misy amin'izy ireny mihevitra fa rehefa bebe kokoa ny bandy miresaka aminy dia sarika sy finaritra eo amin'ny mpiara-monina (manja ane zah zany eh, matoa ny bandy tsy mamela ahy amin'ny fiadanana e)
Ary ny eritreriny sasantsany dia mifanohitra, ka mety hatonga areti-po, famonoan-tena, tsy fivoahana ao an-trano...
ny vahaolana: manaova makiazy:-D

novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 10:55
2. Fiffi
(
01/12/2006 14:54)
fa mba ahoana no ahafantaran'i salmo ny heritreritrin'olona zany ? sa nolazainy anao zany ? :roll:
5. Imahaka
(
01/12/2006 18:00)
misy marina io kozin'ny leiry io fa ny fomba nitondrany azy no tsy tao tsara angamba dia tsy tafita ny hafatra
10. fasaly
(
01/12/2006 21:52)
salmo: fehiny ny voalzanlà io de felonana dool no mahatonga anzany:?:wink::°):-P