Izao ve no fampandrosoana MAHARITRA sy HAINGANA!
1. SARERAKA2
(
30/11/2006 21:35)
DEVELOPPEMENT DURABLE ....sao dia ny mifanohitra no tena izy e? eny re ry TIM isany รด !
http://ilerouge.centerblog.net/34.html
http://ilerouge.centerblog.net/34.html
novalian'i pakopako ny 02/12/2006 08:39
3. fijo
(
30/11/2006 22:29)
ary raha aseo koa izany ny aty frantsa de hoy sareraka hoe izao ve no atao hoe tany mandroso.
10. piso45
(
01/12/2006 06:19)
Tsy hitanao angaha ireo zava-bita toy ny lalana 5727KM izay vita tao anatin' ny 3 taona monja nefa sady maharitra no haingana ka ahafahana mifanerasera sy mitatitra ny vokatra mba hialana @ ireo mpananaaroatra sy mpanafiana vokatra @ izay mba "stable" ny vidin' entana ary mba afaka mivelatra koa ny eny ambanivohitra izay maro anisa @ Malagasy....
12. fijo
(
01/12/2006 23:15)
marina be izany.ary io fahavoretrana io,tsy voatery no ny mpitondra no manao azy
14. pakopako
(
02/12/2006 08:39)
Aza d manome tsiny be ny mahantra loatra leretsy a! na i Bodo nanahona an'i r8 anie ka milaza fa fidiny azy anie ny tonga @ io toeran'io eh! be da be ny faritra fa na ny rano ho soroina aza vidina anie d aiza ny hadio ny mahantra

sa ity ?
sa ity ?