Izao ve no fampandrosoana MAHARITRA sy HAINGANA!

1. SARERAKA2 ( 30/11/2006 21:35)
DEVELOPPEMENT DURABLE ....sao dia ny mifanohitra no tena izy e? eny re ry TIM isany รด !

http://ilerouge.centerblog.net/34.html
novalian'i pakopako ny 02/12/2006 08:39
2. fitiadoria ( 30/11/2006 21:41)
ianao ry YVON diatsy miova mihitsy an! milay lay revy ka
3. fijo ( 30/11/2006 22:29)
ary raha aseo koa izany ny aty frantsa de hoy sareraka hoe izao ve no atao hoe tany mandroso.
4. Fiffi ( 30/11/2006 23:08)
fijo: zah mba gaga !

jereo kely ary ity ry sareraka hoe ? sa ity ? sa ity ?
5. Lejim ( 01/12/2006 02:06)
Mba madio kosa ny toerana e! lol :-D
6. ikaretsaka ( 01/12/2006 04:57)
asio fako kely e
7. tsimatimanota ( 01/12/2006 05:33)
FAHADIOVANA TANA / TAMATAVE
MILA FAMPANDROSOANA FA TSY ARAK I NGAH ROLAND R
MAZAVA
8. fijo ( 01/12/2006 06:14)
lajim an,tsy olana izany ny fahantrana rehefa madio ny tanana???????
9. fijo ( 01/12/2006 06:15)
fiffi an,asio sary barbesy koa ho hitany ny diony.
10. piso45 ( 01/12/2006 06:19)
Tsy hitanao angaha ireo zava-bita toy ny lalana 5727KM izay vita tao anatin' ny 3 taona monja nefa sady maharitra no haingana ka ahafahana mifanerasera sy mitatitra ny vokatra mba hialana @ ireo mpananaaroatra sy mpanafiana vokatra @ izay mba "stable" ny vidin' entana ary mba afaka mivelatra koa ny eny ambanivohitra izay maro anisa @ Malagasy....
11. papala ( 01/12/2006 08:21)
ireo sary asehon'i sareraka ireo no antsoina hoe : MALAGASY VORETRA
12. fijo ( 01/12/2006 23:15)
marina be izany.ary io fahavoretrana io,tsy voatery no ny mpitondra no manao azy
13. besoiiin ( 02/12/2006 05:18)
ary raha mahantra tsy voatery ho voretra
14. pakopako ( 02/12/2006 08:39)
Aza d manome tsiny be ny mahantra loatra leretsy a! na i Bodo nanahona an'i r8 anie ka milaza fa fidiny azy anie ny tonga @ io toeran'io eh! be da be ny faritra fa na ny rano ho soroina aza vidina anie d aiza ny hadio ny mahantra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1254