taovolo: extension par tissage

1. Tahiry ( 30/11/2006 12:41)
Hono hoa aiza sy aiza eto Tana ankoatra ny Annick Beauté no manao extension par tissage, dé lafo b ve izay reny
D mety eo @hôtrinona eo rah volo naturel
Ary hono hoa le eo Ampefiloha (akaiky ENS)io ve mba tsara fa tazako misy eo fa tsy fantatro ny qualité de travail
Mba valio zay manana idée e
Dé zao koa ry reto a: havaozina isaky ny hafiriana izy io de misy soin manokana atao ve
Ny mahatonga an'ah manotany an'zany mantsy de zao: za matetika tsy eto Tana de sao de misy effet-ny @volo raha ela b vao havaozina.
Msaotra @sosokevitra e
novalian'i mimich ny 11/12/2006 15:47
2. kitjo ( 30/11/2006 15:54)
za aloha mbola tsy nanao fa mirandrana d asiana tovana fts no nataoko

fa ilay lazaindry io hono tena manimba volo b sady mampiongotra volo be, surtout raha ajanona ela, tsy nety nanao mitsy ny mpanao voloko na ni-insiste ary za tany Dago oe mba hanandrana!
ny ahy manko vao mihalava kely eo@ soroka ny volo d vaky2 be sady tsy mety mihalava tsn

raha misy occasion manokana oe fety na oh zany d ataovy fa aza atao mijanona ela be sao sola eo!
3. Tahiry ( 01/12/2006 04:58)
merci t@le torohevitra
ny pbm ko d zao: manify be ny voloko de tiako ho tapahina nefa tsy mety amiko le fohy volo fa ratsy b d zany no tiko hanaovana extension par tissage an'azy
4. fasaly ( 01/12/2006 07:03)
tahiry tena lafo be reny ary mila oul mahay aza mitsy na aty europe aza reny tsy laitra ny vidiny injinja fa any madà:?
5. mamzelkely ( 01/12/2006 07:59)
fasaly aiza ve akia aty mada le izy ca peut atteindre les 200 000 ariary soit 1 000 000 fmg ko ra ts inn ko aleko manalava volo ftsn :-D
6. kitjo ( 01/12/2006 11:58)
ie zany mitsy!
nisy cousineko natao mariage fa izy coupe garcon d tsy maintsy notovanana...fa tena vita milay be aloha e!
fa million ko nanao azy!
fa ny ampitson'iny iany d nasain'le mpanao volo novahana fa satria ny volona efa tena manify kely kanfea vao mainka mampiongotra volo io

hono wa, resaka efa mandeha ary ambadika ary ihany. fa efa nisy nanandrana le menaka kapoty ve? io manko lazain le mpanao voloko fa mampaniry volo be mitsy!
za mbola tsy nanandrana!
7. kelly13 ( 01/12/2006 13:10)
inn zany menaka kapoty ry kitjo? sa ilay lubrifiant @ kapoty? hihihi
8. sakaizakely ( 01/12/2006 13:22)
lasa menaka kapoty indray izany izy izao :-D Taloha mantsy dia natao direkta be hoe sp... Raha ny tena izy dia ny fofona no garanti fa tsy mampaniry volo izany izy io.
9. fasaly ( 01/12/2006 17:56)
:-D:-D:-D:-D:-D menaka kapaoty


mamz: trika tsy mila anzany aky a! ho an'ny oul somary solasola no manao anreny hitako am star vazà reny somary sola de manao anreny de hita be ihany anefa lay izy:?
10. kitjo ( 01/12/2006 18:34)
le menaka anatiny iny koo!
za aloha tsy mahalala ze oe mety na tsia fa ny mpanao voloko any dago nilaza an'io fa manao dol hono cliente-ny le manify volo reny
za ts nanandrana aloha fa asa ry sakaizakely!
11. ikaretsaka ( 01/12/2006 22:47)
andramo ko...
12. Zina ( 03/12/2006 04:34)
kitjo a
ie efa henoko ko io...
13. kitjo ( 03/12/2006 12:30)
fa mitovy v anefa le menaka ao anatin le aty sy any?
tokony e?
14. ikaretsaka ( 03/12/2006 22:01)
ie.. tokony hitovy aloha raha ny tokony ho izy e...
na manafatra avy any dago koo
15. titimms ( 04/12/2006 17:42)
TAhiry : tsy de tsara aky le manao tissage an. vao maika mampanify volo, refa manala azy mantsy asorina @ lame (idd raha tsy mirandrana) dia tsy maintsy misy vola tapaka na de pro be ary.
16. Rasiligaoma ( 04/12/2006 20:29)
tsy misy tsara nohon'ny naturel ry 'reto an..
mbo eee!
17. Tahiry ( 05/12/2006 11:50)
merci reto t@le hevitra a.Aleo zany manao zay mampaniry azy. In kay ny produit mampalefaka volo atao brushing hoe tsy miova na d azon'ny rivotra aza fa zay n tena pbm ko.Lé iz vita brushing iny de miova vô tratry ny rivotra.
18. kitjo ( 05/12/2006 17:26)
ny ahy nanao an'io taloha...

fa araka2 ny volonao aloha satria misy volo somary mahery sy maina kanefa tsy tia menaka, ohatry ny ahy, tsy tia asiana menaka mitsy fa to d mifotetaka be...ka ny bain no atao tsara...

Ny ahy koa zao ny voloko tsy tia produits L'Oreal mitsy fa maina be..Bio33 a base karite le misy tantely zao mety be @ voloko..
fa ny tena nampiova ny voloko mba nampatevina azy dia nandoko volo....nety tamiko io an...fa mety tsy mety @ hafa!

araka2 ilay volonao ihany e..raha tsotra be ndray le mora rava reny mety afaka asiana Spray kanefa vety2 iany io fa manimba volo rehefa ela!
19. ikaretsaka ( 06/12/2006 02:31)
ny ahy ny mba nety tamin'ny voloko de ny nanalava azy..
sambatra re nareo atao @ volonareo daholo izao rehetra izao ka.. miadana be ny volonareo..
ny anay ve rangahy sasaina de zay le
20. mimich ( 11/12/2006 15:47)
kitjo:

ie zany mitsy!
nisy cousineko natao mariage fa izy coupe garcon d tsy maintsy notovanana...fa tena vita milay be aloha e!
fa million ko nanao azy!
fa ny ampitson'iny iany d nasain'le mpanao volo novahana fa satria ny volona efa tena manify kely kanfea vao mainka mampiongotra volo io

hono wa, resaka efa mandeha ary ambadika ary ihany. fa efa nisy nanandrana le menaka kapoty ve? io manko lazain le mpanao voloko fa mampaniry volo be mitsy!
za mbola tsy nanandrana!



za mbola tsy nanandrana fa ol 2 fantatro tsara no efa nampiasa azy fa tena nety tamin-dreo ilay izy ilay madame iray zay an!!ny lohany tena efa sola tanteraka , presque efa mitranga ny hodi-doha. 1 taona izay no nampiasany ilay izy fa tena maniry tsara ny volona amin'izao ary efa saika takona avokoa ny hodi-doha nitranga rehetra;ary io ihany hono ny zavatra nataony tamin'ny volony tao anatin'ny 1 taona fa tsy misy hafa.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3051