Ataovy eto amin'ny forum ny fitantarana

1. bazylou ( 27/11/2006 21:34)
avy eo!! tandremo ary sao mandainga fa kobonay foana ny marina an!!
2. ravatorano ( 28/11/2006 05:17)
enao zao no endrasana mbahitantara izay nisy tany amin 'ny birao nandatsahanao vato tany !
aza hadino izay sa enao tsy hifidy ?
mifidiana fa ny gadra irery ihany ange no tsy mahazo mifidy e fa very zo reny mantsy :wink::wink::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.09