herinandro farany!

1. xxx ( 27/11/2006 08:18)
herinandro farany omena an' i sareraka 1 na 2 , bazylou , ronaldo09, lechiffre, vetsoko, tezitra hanala mafy dia mafy. alefaso ny tsaho farany
aza tratran' ny 04 décembre !
TSY MARINA VE IZANY !
novalian'i ronaldo09 ny 28/11/2006 12:45
2. ronaldo09 ( 27/11/2006 09:56)
Ialahy marenina eo e!Raha mafy ialahy mivoaha avy ao ambadik'io xxx io e!
Ho hitanareo ange ny atao hoe fahatapahana lalan-dra e!Ianareo manko manohana be fahatany an-dRavalo tsy noho ny asa vitany fa noho izy avy ao amin'ny tanana na dadatoa!
3. kelly13 ( 27/11/2006 12:21)
fa maninona kosa ny oul terenao hangina ry ronaldo?
4. papala ( 27/11/2006 12:51)
ny anay RAVALOMANANA IHANY e! ary sao dia ho tapka lalan-dra any russie any de hiomehezan'ny sovietika fotsiny ry ronaldo a (sady reo sovietika reo rasista be mihintsy)! enao no tokony hangina fa tsy mahita ny fahombiazana ataon-dRa8 aty Mscar! sao dia heverinareo fa vendrana ohatranareo ary zahay aty Mascar ka lazainareo hoe manohana be fahatany fotsiny!
5. besoiiin ( 27/11/2006 13:46)
xxx> marinzany:-D:-D:-D alao tsara ny fo ry ronaldô vôtany a, kely sisa ananana azy:-D
6. xxx ( 27/11/2006 13:57)
=))=))=)) ronaldô votany :-D:-D sady miteniteny foana , anarana fotsiny ronaldô fa fahaizana pôratô
7. Bema25 ( 27/11/2006 15:31)
Coup d'Edat nataon'i Génal Andrinafidisoa, mizara Tshirt etsy, mizara vola ny eroa, raha ny fijery azy htramin'ny izao aloha dia miady ny "angely" samy manao izay ho afany mandresy lahatra ny mpifidy azy. Misy ireo tena hita fa favoris, misy ireo tena gros outsider ka alefa any aorian'ny recul mbola tsy afaka ihany. Na izany aza toa mampanahy be nihany ny ho veli-pifidianana satia raha io sondage nataon'ni Ronaldo io di tsy misy ny ho lany premier tour. Nanomana 2 ème tour ny fitambaramben'ny mpanohitra teny Alarobia toa tsy nahazo olona ( ireny mantsy no endrika isehoan'ny coalition mpanohitra no fijerinay azy ka izay no nahatonga anay hilaza hoe 2 tour ireny)? Toa mampanahy anefa ny vokatra. Mety hisy ihany ve ny korontana? Endrika avy aiza, hery avy aiza? Ianao no mamaly? Vonjeo ny namana
8. bazylou ( 27/11/2006 21:20)
izay nyan'ilay gasy izay, raha vao manao debat kely dia hoe ialahy votany maketsy makeroa!! izany ve no mba tim e!!hay tena latsaka ambany nohoi deba ianareo!!
9. ronaldo09 ( 28/11/2006 12:45)
Kozy ho'a ra bazylou ka olona tsy mahalala an'izany atao hoe fahalalahana hiteny !Raha mafy nareo asehoy mbamin'ny sarinareo fa aza miafinafina.
Raha momba ny aty Russie indray la est vie est belle ry papa ary tsy midika izany fa tsy gasy ny tenanay na manambady Russe aza .Madagasikara ahy ary ahy mandrakizay ka tsy avelako ho olona tsy nahita fianarana no hitondra azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3067