NO COMMENT!

1. SARERAKA2 ( 25/11/2006 23:45)
http://www.ambiky.com/img.php

HI HI HI ... HA HA HA
2. bazylou ( 26/11/2006 00:43)
i ra8 aza tsy mahay miteny frantsay koa!! ny mitery aza tsy hainy rehefa nozohina ny tantarany ..
3. manantsoa ( 26/11/2006 03:44)
Tsy mahay miteny frantsay angamba fa :-
-manan-karena
-manam-panahy
-...
ary mibaiko iretsy tena mahay teny frantsay .

Iza no dondrona amin' izany :Ilay lazaina fa tsy mahay kanefa filoha ve sa ireo tena mahay eo ambanin' ilay filoha ?????
Mahamenatra tokoa fa tapi-pahaizana kanefa tsy aninon-tsy aninona ô !
4. kitjo ( 26/11/2006 06:10)
efa resaka efa nandeha io ry manantsoa fa aza miady hevitra @olona mahay be tsy haninon-tsy haninona izany ianao fa lany andro eo fts an!
5. Fiffi ( 26/11/2006 07:13)
tsy aleo ve le tsy mahay fa nahavita zava-tsoa bdb teo à tanindrazana toy zay le nahay taloha iny nefa nandetika ny tanindrazana tao anatin'kizo de nitsaoka avy eo rehefa ni-deborde ny paosiny ?
6. bazylou ( 26/11/2006 11:27)
na nahay na tsia jereo fa pma ihany ny anareo koa!!!
7. belaza ( 26/11/2006 18:21)
ary ela io angà mba mahay? manohana ny kandidà anlà ary tsy hainlà akory fa marenina ny vava e!!
8. onjah ( 26/11/2006 20:04)
Mafana ny ady hevitra izany, asio tsiky dia ampy kely aloha :D
9. Fiffi ( 26/11/2006 20:07)
10. patrick2002 ( 26/11/2006 22:22)
bazylou:

i ra8 aza tsy mahay miteny frantsay koa!! ny mitery aza tsy hainy rehefa nozohina ny tantarany ..


les princes ne sont pas obligés de posseder toutes les qualités mais il est important qu'ils puissent les avoirs.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0198