sary

1. kitjo ( 25/11/2006 18:08)
Ahoana ny atao raha sary natokana ho an'ny namana ilay izy fa tiana atao ho an'ny rehetra?

zany oe tsy ananako ato intsony ilay sary no olana!
novalian'i nolalaina ny 11/12/2006 16:54
2. Fiffi ( 25/11/2006 18:23)
maninona raha re-copiéna de haverina ? ohatran'hoe le maka sary de hatao eo @ bureau alohan'ny handefana azy ao @ sary rehetra indray ?
3. kitjo ( 25/11/2006 18:33)
efa nety akia an!
nesoriko fts le ho an'ny namana!
natahotra aho manko teo aloha oe sao miala mitsy le sary hay fanovana fts!
merci an!
4. Fiffi ( 25/11/2006 19:01)
:):-*:-*
5. kitjo ( 25/11/2006 19:35)
fiffi za ko t ahita sarinjy :(
6. Fiffi ( 25/11/2006 20:17)
ndryyyyy :) andefsako ndry fa aza matahotra :):-*
7. nolalaina ( 27/11/2006 09:38)
Za kou :)
8. booboo ( 27/11/2006 12:13)
re-zà kounkou :°)
9. fasaly ( 27/11/2006 13:03)
re re - z) kounkou!:? efa hitako mivatana alou fiffi fa mbo meo sary atôko souvenir:wink::-D:-D:-D
10. hery ( 27/11/2006 13:19)
zah ihany no tsy mahazo :-)
11. Samoana ( 27/11/2006 14:23)
Mba kinga manome ilay "Jereo eto" ry Fiffi fa mbô miandry ny namana a :D!
12. cutie ( 27/11/2006 14:29)
za kou ry fiffi aza adino a :lol::lol::lol::lol:
13. xxx ( 27/11/2006 16:50)
za konkoa a ! :-P
14. nolalaina ( 27/11/2006 19:15)
Nooooooooooonn!! za klou vô nareo!! :twisted:
15. Fiffi ( 27/11/2006 20:22)
anjekaky ooooo :{:{:{:{
16. booboo ( 27/11/2006 20:40)
nolalaina >:-D:-D:-D. zà hiraharaaaaaa ! :twisted::-D:-D:-D:-D
17. fasaly ( 27/11/2006 21:18)
mila coup de main ve i fiffi hizara lay sary e! zà vonona be hanmpy:wink::-P:-P:-P:-D:-D:-D
18. Fiffi ( 28/11/2006 05:42)
:-D:-D:-D
19. kelly13 ( 28/11/2006 11:48)
za kou, za kou, za kou mba hijery :-P
20. hery ( 28/11/2006 13:45)
zah tsy mangataka ntsony :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1605