sary

41. Ralay ( 01/12/2006 16:40)
Hay efa nahita daholo zany ianareo ka inona indray moa no asehoko eo fa dia mbola tsy niova izy :lol:
42. nolalaina ( 01/12/2006 17:06)
F'ita kou!! efa samy nahita fa asio @zay eto éh!! :wink:
43. Aino ( 03/12/2006 18:36)
izhao aloha efa nahita dia efa mba mihonona:D
fa raha apetrany eto dia be indray hireo resaky ny sasany!!
raha hapetraka ihany aza dia hoany namana manokana anga hoe!!
44. cutie ( 03/12/2006 23:25)
Mpandefa : nolalaina [ Valio ] 01-12-2006 09:58:36
Lohateny : Re : sary
Hoy i cutie:


nolalaina, ka le sary ange any @ Ralay e , de i fiffi efa nanome autorisation ahy hangalana azy any @ Ralay





oupsssssss!!
hihihihi!! nenà aky iny mba tsapatsapa divon'akou ah!!

:-D:-D:-D:-D
45. cutie ( 03/12/2006 23:25)
raha hapetraka ihany aza dia hoany namana manokana anga hoe!!
:idea:
46. nolalaina ( 06/12/2006 16:12)
Aino:

raha hapetraka ihany aza dia hoany namana manokana anga hoe!!


Namana doly ngeh ny eto!! (na manokana na mitambatra!! ) :°) kouny mou Fiffi ô??!! :wink:


47. Ralay ( 06/12/2006 16:16)
Tsy nisy autorisation tonga de mifarana eo zany iny resaka iny FIN:lol:
48. nolalaina ( 11/12/2006 16:30)
Psssssttt :wink: na manindry kely aza veuh dé tsy mbô hety Ingahy?? 8)
49. booboo ( 11/12/2006 16:37)
mitady hanao fika maizina ndray ny sasany hihihihihihi
50. nolalaina ( 11/12/2006 16:54)
booboo : :wink:
hihihihihihihi!!
chuuuuuttt!! :-$
mba mi-négocier aky an!! refa tsy mety io dé alefa mitsy aza ngamba ny charme!! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2298