mba misy ve kandida
1. bazylou
(
23/11/2006 13:44)
afaka manao visoconference ohatran'i Herizo ve???
Nahaona ny sasny no tsy mahazaka sa....???

novalian'i manantsoa ny 24/11/2006 15:39
2. jefra
(
23/11/2006 14:07)
Ka ny olona tsy hifidy no anaovanao visio-conf:-D!:-D:-D
Tena aleo nividianana mofo gasy hozaraina am izay mitondra vato 13 tsy misy ny an'ny tena, rehefa mivoaka ny birao fandatsahambato ny vola. :lol::lol::lol::lol:

3. tezitra
(
23/11/2006 14:19)
franchement tsy contre ny herizo aho , fa ny visionconference ho an'i mpifidy 80 % tantsaha no sady mampiasa labozia, c rigolo
alors bouge ton cul herizo , va voir les tantsaha

4. rakotoyvon
(
23/11/2006 14:37)
zao fotsiny ny ahy e manao olona nefa tsy mantanty . be vava hatramin'izay hoe mpivarodronono e - amidiko air forceone e - zao e - nopehan'ny olona indray mandeha t@ alahady nefa tsy nahazaka efa mba teo anefa tsy nahavita sao miady ny ho lany hamerenana ny faty antoka e -
5. manantsoa
(
23/11/2006 15:07)
Raha kandidà tian' ny vahoaka ho filoha io manao visio conf ankehitriny io dia efa ela no lasa filoha . 3è fois izao hirotsahany izao . F'angaha nisy zavatra nisongadina tampoka vitan'io olona io .
Ny mifanohitra izany aza no nisy .
tsy fomban' ny gasy izany mivaro-pananana izany .
Indrindra hoe olona nahita fianarana ve dia tsy mahita fomba nialana tamin'ilay olana .
Matezà ny aina e!

6. xxx
(
23/11/2006 16:02)
Tabeza Nous sommes incapables! (Assidu deMadagascar)
18/09/2005 à 13:15
Que d'erreurs impardonnables commises par nous, du côté de l'opposition! Voilà exactement quatre ans que l'on doit construire une opposition, et on n'a rien fait de valable! On a perdu du temps. On s'est cantonné dans des critiques stériles et agressives qui n'ont rien de convaincant pour les électeurs. On s'est accroché à des personnes qui n'ont aucun avenir politique. On n'a jamais su construire une stratégie rationnelle pour conquérir le pouvoir. Contemplez l'erreur monumentale du rassemblement d'Andoharanofotsy. On s'est fait gruger jusqu'au bout. Le temps file très vite. A cette allure, Ravalomanana sera là jusqu'en 2017

7. bazylou
(
23/11/2006 16:34)
ah bon! tsy ilay objectivitény nojerenareo fa ny fialonana fotsiny kay no tena marina!!
Mba fantatrareo ve hoe iza no mamelona ilay tantsaha 80%?? ary iza no gasy tsy mandefa ny volany any aminn'y fianakaviany any Dago , na aiza na iaza aty ivelany??
Ary firy miliara ny vola mandeha mankany Dago isan'andro ?? Noho iza??? noho i Diaspora.......
Aiza ianareo no manao vacance sy mipetraka , aty amin'ny diaspora!!!

8. jefra
(
23/11/2006 16:45)
bazylou>> Zaho tsy niteny mihintsy hoe tsy tia an! D mety anisan'ny sympathisant aza e!
Fa tsy une semaine alohan'ny vote no tokony! Tany am volana lasa, mbola tsy nisy ny propagandy tany Dago d OK!
Amiko ny priorité izao d ny tambanivohitra. Ireo no maro an'isa. Ireo no tompon'ny teny farany! Malalaka be Dago. Te hihinana mofo gasy ny olona. Herinandro ho'aho sisa. Inona no visite sisa azony atao?

10. bazylou
(
24/11/2006 00:08)
Na arema , na LF na bonbon gasy na toaka , tsy izany no olana fa jereo ilay objectivite , tsy hoe manao lalana 1 voie anie izy ity ka hoe ataovy 8cm ny ateviny dia vita e!!
11. vakiniadiana
(
24/11/2006 06:14)
bazylou:
Mba fantatrareo ve hoe iza no mamelona ilay tantsaha 80%?? ary iza no gasy tsy mandefa ny volany any aminn'y fianakaviany any Dago , na aiza na iaza aty ivelany??
Ary firy miliara ny vola mandeha mankany Dago isan'andro ?? Noho iza??? noho i Diaspora.......
Aiza ianareo no manao vacance sy mipetraka , aty amin'ny diaspora!!!
Za loha tantsaha fa mbola tsy nagataka vola tany aminao izany e :D
12. Simpona
(
24/11/2006 07:32)
ah bon! tsy ilay objectivitény nojerenareo fa ny fialonana fotsiny kay no tena marina!!
Mba fantatrareo ve hoe iza no mamelona ilay tantsaha 80%?? ary iza no gasy tsy mandefa ny volany any aminn'y fianakaviany any Dago , na aiza na iaza aty ivelany??
Ary firy miliara ny vola mandeha mankany Dago isan'andro ?? Noho iza??? noho i Diaspora.......
Aiza ianareo no manao vacance sy mipetraka , aty amin'ny diaspora!!!
Fa mihevitra an-drangahy io ho iza mo rangahy ?????
Dia mihevitra ve rangahy fa raha tsy misy andrangahy de tsy velona ny gasy aty dago.??? Ny fianakam's nareo ngamba zany fa tsy izahay.
Ny tanandrangahy ngah no nanatsatoka ny angadin'ny tantsaha, sa nihosy ny taniny na nitaona ny vokany avy any an-tsaha. Sa nokaramainao daholo ireo 80% ireo ????
Safidin drangah ny nadeha tany ampita tany fa tsy ny tantsaha no naniraka anao. Ary tsy miandry n'inin avy aminao izy rehefa hamokatra.Tsy hisy hanome tsiny anao am'ny safidinao fa na zany aza aza mihevitra anao ho tafita lavitra noho ireo mitoetra eto ka hoe tsy maintsy ilaina ianao.
Amiiko tsy olana miitsy na hifidy ny hilevina any an-tany misy anao any aza ianao. Avelao ny valala mpiandry fasana ay hilamina.
13. bazylou
(
24/11/2006 09:12)
ie, izaho no izaho,.
Mazava ho azy fa raha tsy misy anay aty tsy velona ny gasy ary mety mbola mafynoho izao aza!! Fialonana be ny anao ary fiamboambona amin'ny tsy misy dikany!
Azo lazaina mihitsy hoe raha tsy misy anaty tsy dia mihinana ianareo! fenoary an'alikisa ny vola mankany aminareo avy aty aminay isan'andro!! na aiza io na aiza!! ilay prezda miliarderanao aza tsy nanome anao 1e akory!!
Ie safidy io . Saingy raha izao no fandehany dia tsy afa miala aminay ianareo satria misy aty aminay, ary izahay no miinvestira any aminareo!!
Hitanao fa tsy demokratyianao , hay misy tombo sy ala ihanynoho ny farany!! Dia tsy mahagaga raha himehezan'ny sasany fotsiny avy eo!!!

14. Simpona
(
24/11/2006 12:58)
MAMPALAHELO AHY NY FISAINAN-DRANGAHY, MAHAZO MATY RANGAHY FA TS HAMPIHOTSONA NY FIAINANAY ATY AKORY
15. manantsoa
(
24/11/2006 15:39)
Mbola gasy ihany fa tsy ho vazaha na oviana na ovianao e !
Efa very fanahy sy hasina izy raha izao fisainany manambany ny malagasy maro an' isa izao .