Hafatra ho an'ni HERY....

1. lemenakely ( 23/11/2006 09:38)
Raha tsy diso ny fitadidiko dia izay sary somary mamoa-fady dia esorina avy hatrany : maromaro ny sary nisy an'izany tao taloha ary dia dia nofafàna nefa toa misy sary hafahafa ihany surtout ho an'ny ankizy ao tsy hanonona anarana aho hoe iza ilay tovovavy ...ka dia asa izay eritreritrao?
novalian'i kelly13 ny 03/12/2006 12:41
2. mandrindra ( 23/11/2006 10:00)
ataovy hafatra manokana kosa ity lemenakely a
3. Fiffi ( 23/11/2006 10:06)
heu....eny tokoa hoa eh ? sady zao koa ange eh ! fa maninona no hatao an'i Hery no antson'ny fo ? satria manko ny dinika tsirairay de misy mpandrindra ! de tokony any @ mpandrindra angamba no nandefasana hafatra ô ?
4. booboo ( 23/11/2006 10:29)
Raha tsy diso ny fitadidiko dia izay sary somary mamoa-fady dia esorina avy hatra


eka ouz !
5. hery ( 23/11/2006 10:29)
Nalefa aty amin'ny momba ny takelaka.

Alefaso hoe ny solonanarana hijerena ilay sary?
6. Fiffi ( 23/11/2006 10:34)
ay ! ay ! marina io lazain'i lemenakely io an ! ao @ sary rehetra ao izy zao ....:{:{:{

heu....azafady fa noheveriko hoe sary eto @ forum le izy ! :oops: kay sary ary @ sary rehetra.....
7. sasa ( 23/11/2006 10:43)
Fiffi za koa nahita an'le sary :-D:-D:-D
8. hery ( 23/11/2006 10:46)
Tsy hitako aloha izany sary lazainareo izany... sao dia mba sary ho an'ny namana manokana?

9. lemenakely ( 23/11/2006 10:53)
ho antsika lehibe aloha tsy maninona ilay izy FA MBA MISY ANKIZY ! izay no olana raha amiko manokana
10. booboo ( 23/11/2006 10:59)
Zà kosa tena tsy d'accord mihitsy @ lé sary somary mipetraka sahala @ mamikitra nono sa maninona io ohatra. Satria a, any @ photos de charmes natokana ho an'ny 16 taona no miakatra no mpisy an'ireny.

Ny serasera hatreto raha tsy diso zà dia tsy mialon-jafy ara-taona, raha tsy zay dia asiana sary manokana tahaka ny dinika manokana kounkou. HIhihihi dia misy ny hoe sary tout public, sary interdit -16ans na -18 nas na -21 ans aza hihihihihihi
11. diamondra27 ( 23/11/2006 10:59)
kallie le solon'anarana ry hery a!

sa sao dia diso za!
mamoafady ve izao paozy 'zao?

Mba mampidera ny hatsarambikany kosany izy e!

Nisy ilay sary mivelatra fe iny aza tao dia notapenana ny silipony koa, na koa mety tsy nanao silipo izy ; tsy tadidiko ilay ps 'n'io olona faharoa io.

Dia misy koa sary namboarina visage, fa manao maso-na E.T axtraterrestre:-D:-D lhl indray iny

nefa toa hoe: raha tsy sarinao de tsy tokony aseho eto.:D
12. lemenakely ( 23/11/2006 11:06)
sa misy olona izany avela hanao izay tiany ato fa misy olona tsy mahazo MAMPIERITRERITRA!
13. Ralay ( 23/11/2006 11:07)
Tsy hitako misy mamoa fady mihintsy hatramin'izao ny sary ao @ namana fa aza dia mora taitra loatra isika e.
Fomba fijery fotsiny no somary ovana kely dia manja fa izay sary mamoa fady sy izay mihoatra ny fefy dia voahesotra avy hatrany fa aza matahotra isika.
Raha toa moa ka misy mahita alohan'ny ahitan'ny tompon'andraikitra azy dia afaka mandefa hafatra manokana fa esorina avy hatrany.
Dia mazotoa mametraka sary daholo e :lol:
14. booboo ( 23/11/2006 11:09)
:lol:...voaray. na zany aza tsy hiova @ fomba fijeriko ilay sary iraika mipetraka mitazona nono zà hihihihihihihi ...ny hafa tsy hitako zay mamoafady azy
15. xxx ( 23/11/2006 11:26)
diamondra27:
kallie le solon'anarana ry hery a!

mamoafady ve izao paozy 'zao?

nefa toa hoe: raha tsy sarinao de tsy tokony aseho eto.:D
fa inona ary zao ? zao fampisehoana fitazomana nono zao ? ary le iray somary mitakona lamba ? de manaova ary tahak'zao i diamondra27 ho jerena hoe ?
booboo: za aloha mitovy hevitra @ ndry an!


16. hery ( 23/11/2006 11:49)
booboo> Ny fetran'ny ankizy afaka mijery serasera aloha dia 13 taona (matoa mahita sary dia nanaiky ny taonany ho 13 na mihoatra).
Io fetra io izany no ezahinay arahina sy ampifandrindrana amin'ny toetsain'ny Gasy.
17. booboo ( 23/11/2006 12:00)
:°)...voaray sy mazava ary azoko tsara ouz ny tary zay.
18. pissoa ( 23/11/2006 12:47)
ary sao tokony atao sary eto oe ahoana le mamoafady voarara eto am'serasera :°):-D:-D:-D:-D:-D
19. lanto ( 23/11/2006 13:46)
Oupsss hay ve zany ny resaka ato :)
Ny sary azo leferina sisa ao. Ny atin'akanjo sy ny maillot de bain kosa tsy mitovy, indrindra miampy ilay fihetsika miantso hoe avia ....:-D
Hitako misy faly ry zalah ato zany an ! Voa mafy zay tsy ni enregistrer hé hé
20. hery ( 23/11/2006 14:24)
Oupss nesorin'i kallie ilay izy :-p

Kallie> alefaso mangingina aty amiko fa ampanaoviko fitafy :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1055