Hafatra ho an'ni HERY....
41. simplex
(
23/11/2006 20:11)
ity resaka ity alou tena manahirana e.
* @ lafiny 1, tsy hoe ratsy mankaiza le hoe "mianjaka". Ra zohiana ny resaka manko tsisy mahasamihafa an'le mahita azy eto sy le eny @ plage. Mino marimarina anefa aho fa tena vitsy faran'izay vitsy isika ireto no nanakipy ny masony teny @ plage na koa hoe manao ankanjo ambony akanjo ambany refa eny :°)
Eo koa moa le hoe, fiainany io ka tsy tokony hidiran'ny be sy ny bobaka. Izy hitanjaka aza tsy koi kou ny specta ndray ve no hiwawawa.
* na izany na tsy izany, mbola tsy dia mety loatra eo @ fiaraha-monina gasy le izy. Ra ny anabaviko zao no manao otr'izao de daroka alika mandrivorivo no anjarany aloha vao misy ny fanazavana :°):-D:-D vazivazy io an:oops::oops:. Ny tiana lazaina fotsiny de hoe eritrereto hoe olom-pady anao no manao toy ireny (tsy any @ plage), tsy mety loatra ngambany. Indrindra fa miaraka @ le "charme".
Eo koa le probleman'le ankizy mbola tsy ampy taona, eny fa na vie prive-ny aza...
ka tsy aleo v mba atao sexy somary moderee. Mba asiana mitanga ihany fa tsy tonga d atobaka doly akory ny tena fanana :°). Sady mba tsara koa le misy suspense e, mba mandefa eritreritra ny kil ;-) romotra ihany anie ny farany e, sa ahoana :-P

47. fasaly
(
23/11/2006 21:30)
simplex: mciii tam fanazavàna fa voavaky hatram farany:wink:
nolalaina: io kelly fa efa nanisy sary fa miandry andry zany! ampidiro ampidiro:-D
nolalaina: io kelly fa efa nanisy sary fa miandry andry zany! ampidiro ampidiro:-D
48. nolalaina
(
23/11/2006 21:43)
simplex : :-D :-D :-D ampidiro oé jerena!!
lapino : an an !! tsy mbola zao ka!! hihihihi
fasaly : efa nampidiriko aky fa nisy nanala an!! hihihihi
lapino : an an !! tsy mbola zao ka!! hihihihi
fasaly : efa nampidiriko aky fa nisy nanala an!! hihihihi
52. Ralay
(
24/11/2006 09:22)
nolalaina: Atolory ahy de hampidiriko :roll: fa sady njy koa toa tia sport malefaka ihany de lasa en forme be avy eo hoy njy ao @ mombamombanjy ao :lol:
55. fasaly
(
24/11/2006 17:25)
de nanao ahoana raha tafiditra lay izy ry simplex: nahazo tsikera bdb veuh????:roll::-D:-D:-D:-D
56. diamondra27
(
25/11/2006 08:35)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 23-11-2006 21:50:59
Lohateny : Re : Hafatra ho an'ni HERY....
ampidiriko eo nena an
inona no ampidirina de aiza no ampidiranao azy?:oops::oops:
Aza atao imasonay rehefa ampiditra fa aleo anareo manokana any ka :-P:-P:-P
nampidirina dia nalàna 8O8O mbola tsy nanlafy akory ngamba kallie :lol:
namana,
ny fahitako ilay sary iny aloha dia t@ contexte efa bien plannifié le izy. Misy izany ny choqués, nanao appel le demoiselle de ny As de pique tonga dia naneno be...Tonga dia izay avy hatrany no tao anaty sain'ny mpijery sary.
Sao dia ireny aza le olona anisan'nilay hoe: 12 femmes tsy miala téléphone mihintsy le tary @ dinika ambadika...
58. xxx
(
25/11/2006 09:54)
diamondra27:sao mba tsy rariny zao ry diamondra27 ? ity le tary @ dinika ambadika....
Tonga dia izay avy hatrany no tao anaty sain'ny mpijery sary.
Sao dia ireny aza le olona anisan'nilay hoe: 12 femmes tsy miala téléphone mihintsy le tary @ dinika ambadika...
Mpandefa : xxx [ Valio ] 08-11-2006 15:20:14pute de luxe ?????
Lohateny : pute de luxe ny sipa eto tanà!
sendra nandalo taty dago za ny mois d'octobre teo ary mba niezaka nitady izay mba tena nety tamiko,nisy 12 ny vehivavy niarahako ,nefa toa manahirana be ihany satria mitovy izy rehetra.Samy tsy maty tel fa maneno foana,samy tia rendrarendra sy jejojejo,ary tena mahavita mandainga manoloana anao @ sipany hafa toy ny milaza fa aty analakely nefa miaraka manao amiko any ivato,restaurant fona vao mihetsika,izany rahateo no tsy ampy any dago,tena efa mampantahotra izay fihetsiny rehetra hoe mifono inona indray izany, inona no ao ambadikany
59. Fiffi
(
25/11/2006 13:55)
io akia zany ry fasaly an ! http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4551e79eb53d9#m456847bc8b292
60. fasaly
(
25/11/2006 14:25)
:cry:fiffi zé vô azoo aky a!:cry:tsy tsara wa io mifanenjika io e! revena manja fotsiny ny sary dé zay fa tsssssss:x:?