eritreritra mandalo

1. kiali ( 20/11/2006 20:46)
tamin'izaho nanoratra anarana tato dia tsy nety vita mintsy raha tsy manoratra lavala eo amin'ilay oe "fanampiny " iny efa saika leo aza moa zah vô nety le izy !
gaga nefa zah mahita fa betsaka ny zara raha mameno ny momba azy nefa foaray mpikambana ato! misy moa de ny anrana sy ny fanapinanarana fotsiny no feno de vita! sa ve reny no sefosefo ato??? sa ny zanaky ny mahitahita ???:-D:-D:-D
novalian'i ftma ny 23/11/2006 11:31
2. nolalaina ( 20/11/2006 21:05)
Aza mba be eritreritra @zany fa ny dinika atao!! hihihihi :-D
:-P
3. vale ( 20/11/2006 21:13)
kiali::-D:-D:-D:-D:-*
4. pissoa ( 20/11/2006 21:22)
kiali be eritreritra :-D

Efa nazavain'i Hery io fa tsy tadidiko le izy :oops::-D
5. xxx ( 21/11/2006 01:38)
:°)
6. Fiffi ( 21/11/2006 06:06)
kiali:
sa ve reny no sefosefo ato??? sa ny zanaky ny mahitahita ???:-D:-D:-D
:roll::roll:


7. ninih ( 21/11/2006 15:27)
aza asina eritreritra fa refa tafiditra de izay e!
8. booboo ( 21/11/2006 16:23)
aaa, tokony samy mameno ny mombamomba azy aby fa tsy hoe refa tafiditra dia zay kah !
9. Fiffi ( 21/11/2006 16:55)
zay mihintsy !
10. pissoa ( 21/11/2006 17:42)
booboo, eka ouz ! :-D
11. kiali ( 21/11/2006 19:03)
booboo:

aaa, tokony samy mameno ny mombamomba azy aby fa tsy hoe refa tafiditra dia zay kah !



ka izay indrindra angeh ry booboo eh! zah saika tsy tafiditra tato mintsy raha tsy nahafeno tanteraka le mombamomban'ahy
12. kiali ( 21/11/2006 19:04)
pissoa:

kiali be eritreritra :-D

Efa nazavain'i Hery io fa tsy tadidiko le izy :oops::-D



asaivo averiny azavaina aza fa zah tsy nahita zany ! :lol::lol::lol:
13. pissoa ( 21/11/2006 20:18)
kou rah asain'i kiali averiny :roll:
14. kiali ( 22/11/2006 08:57)
pissoa ko ouhh!! ba teneno moa iz eh! zany an!!:-D:-D:-D
15. pissoa ( 22/11/2006 09:51)
Hery aaaaa, mba avereno on le fanavazana :oops::roll:

Faly amizay kiali ? :oops::-D:-D:-D
16. sonwin ( 22/11/2006 10:33)
fiainana aby izany
17. ftma ( 22/11/2006 14:28)
kiali: misy reven'i zoky dray nga ao :wink:
Ireny tsy mameno ny mombamoba azy ireny tsy mahita ny mombamomba ny namana, tsy misy sefosefo sy mahitahita izany fa vao maika ireny tsy mahita andramo anie :D
18. kiali ( 22/11/2006 18:30)
raha izay indray angah de tsy mifaka zah ry ftma ! kanefa angeh wa t@ zah nanoratra anarana voalohany tsy nety nekena mintsy le fisoratako anarana hidirana tato raha tsy feno tanteraka le iz eh!!
19. kiali ( 22/11/2006 18:32)
pissoa:

Hery aaaaa, mba avereno on le fanavazana :oops::roll:

Faly amizay kiali ? :oops::-D:-D:-D



:*:*:*:* iny ny anjy de misotsa betsaka de aza miteniteny an'i h...... an! (tsy i hery no tiko lazaina an!)de aza miafina tsony hono we! :-D:-D:-D
20. ftma ( 23/11/2006 11:31)
kiali: ka izay ataonjy anie tsy mety foana @ voalohany e averiberina vao mety :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1762