ho feno hatrany ireo hanenina
1. bazylou
(
19/11/2006 22:36)
aleo handeha ny baolina e;;eo no m atimaty eo fa janvier 2007 ihany ireo dia mitsoaka ao madagasikara fa mafy ny ady!!
novalian'i Lejim ny 21/11/2006 17:14
3. hery
(
19/11/2006 23:16)
Tsy olana izany :-)
Rehefa lany aloha i Ravalo amin'ny 3 desambra dia izay. Na ny olona tsy tia Ravalo (ohatra an'ah) aza ohatran'ny lasa tia Ravalo amin'ity lavazin'atidoha ataonareo eto amin'ny serasera.
Averiko ihany. Raha vao mifototra amin'ny fanaratsiana kandidà tsy tianareo ianareo fa tsy mifototra amin'ny fanatsarana ny kandidà tohananareo dia manjary manao asan'ny sekta ka tsy mamely.
Amin'ny dimy taona manaraka indray e :-p

4. Lejim
(
19/11/2006 23:48)
hery> nanomboka oviana indray elah no milaza ho tsy tia an-dRavalo! tsssss
5. rabaradaka
(
20/11/2006 06:48)
Tsy mety aloha ny toy ny ataon'ny bazylou tsy matahotra terrorisé-na ny olona dadatoa a. Fa mahatantesa koa aloha raha lany eo Ravalo e, ilazao dieny izao ilay Général nirahanareo fa ho gadraina mandrapikipin'ny mason'ny
6. belaza
(
20/11/2006 08:40)
ianao mihitsy ry bazilou no anisany hanenina voalohany eto fa aza maika!!
8. vale
(
20/11/2006 09:18)
Lejim:Lejim: :-D:-D:-D:oops:
hery> nanomboka oviana indray elah no milaza ho tsy tia an-dRavalo! tsssss
9. hery
(
20/11/2006 12:29)
Lejim:
Tena tsy tia Ravalo aho. Raha ohatra ka hoe ny olo-tiana no apetraka eo amin'ny fitondrana dia tsy i Ravalo no napetrako.
Tsy dia hitako izay tombontsoako manokana hatramin'izay naha-Ravalo an-dRavalo... Tsy dia hitako izay soa mivaingana noraisin'ny fianakaviako manokana taminy. Tsy nampiditra vola taty am-paosiko akory i leiry... Ary tsy namana ato amin'ny serasera akory :-) (Ireo ny ahy no tena itiavako olona :-))
Saingy tsy manana safidy dia atao ahoana moa... Iza no hasolo azy?
Dia toa izany daholo no ankamaroan'ny olona. Samy nahita ny zavatra tsy mamely tamin'ny nataon'i Ravalo... saingy toa tsy misy hanao tsaratsara noho izy ireto sasany.

10. kitjo
(
20/11/2006 13:18)
lejim koa afaka manaraka an i hery..hihihihi..raha tsisy hofidiana ihany!
:-*
:-*
11. Lejim
(
20/11/2006 13:45)
Sure izany Andriamatoa Hery e! Izao vao azoko.:)
kitjo> tssssss, ho hita eo ihany, lol
kitjo> tssssss, ho hita eo ihany, lol
12. mandrindra
(
20/11/2006 14:58)
hery:
Lejim:
Tena tsy tia Ravalo aho. Raha ohatra ka hoe ny olo-tiana no apetraka eo amin'ny fitondrana dia tsy i Ravalo no napetrako.
Tsy dia hitako izay tombontsoako manokana hatramin'izay naha-Ravalo an-dRavalo... Tsy dia hitako izay soa mivaingana noraisin'ny fianakaviako manokana taminy. Tsy nampiditra vola taty am-paosiko akory i leiry... Ary tsy namana ato amin'ny serasera akory :-) (Ireo ny ahy no tena itiavako olona :-))
Saingy tsy manana safidy dia atao ahoana moa... Iza no hasolo azy?
Dia toa izany daholo no ankamaroan'ny olona. Samy nahita ny zavatra tsy mamely tamin'ny nataon'i Ravalo... saingy toa tsy misy hanao tsaratsara noho izy ireto sasany.
mahavariana ahy izany hevitr'i hery izany. izany hoe raha mahazo tombotsoa manokana ve i hery izay vao mankasitraka mpitondra?
marihiko fa izaho dia tsy manohana na kandidà iray aza amin'ireo 14 ireo.
13. bazylou
(
20/11/2006 15:21)
hono ho aho fa angaha ilay 8 io ihany no olona ao Madagsikara sa couille mole daholo ianareo???
14. Samoana
(
20/11/2006 15:32)
bazylou:
sa couille molle daholo ianareo???
mba ataovy hoe "isika" fa mba anisany koa anie izany bazylou e ! sa moa efa lou tokoa ny an-drabazy :D?
15. kitjo
(
20/11/2006 15:34)
tsy aleo mba mifanaja ihany ry bazyl? sa?
lejim> tsy maninona e! listen to your heart..hihiih...

16. Samoana
(
20/11/2006 15:36)
Hoy Hery:
Ary tsy namana ato amin'ny serasera akory
Mety marina io anefa mety tsy marina koa:wink:

19. bazylou
(
20/11/2006 21:39)
Esssssssssssy , mazava fa hay couille mole sy endevon'ilay 8 daholo ianareo !!!! indrisy fa mpandady iray lavaka!!
20. hery
(
20/11/2006 23:45)
lol... ho hita eo izay tena malemy e :-)
Tongava malaky ry 4 desambra... hijerena an'i bazylou