ho feno hatrany ireo hanenina

21. xxx ( 21/11/2006 08:17)
ra ny hevitri le jim alo de tena hevitr'olna tsy hampandroso firenena fa de velombelo-pona de miandry andra-fafatesany eo ko,ny olona retra zay mitondra eo de ts'isy hanome nina ho an' lah na iza na iza izy ,fa mba jereo kosa zay olona tena hanao zvtra satria tsy mora ny mitondra firenena ,ny mitondra fkt,toka-trano aza sarotra maika fa firenena.
22. Lejim ( 21/11/2006 17:14)
xxx> Hevitro aiza izany tenenin'la izany? Ny hevitro en general ve? :-D lol, na ela aza xxx dia hampandroso inona eo elah saro-tahotra kely io!!!!
Dia hitan'la ry xxx, izay olona mitsikera ahy, nefa miafina dia raisiko ho matahotra ahy izay! Nefa inona no atahoran'olona ahy? tsy misy, fa matahotra fotsiny ny saro-tahotra kanosa kely!:-D :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0842