lasopy

1. fasaly ( 18/11/2006 17:22)
Alefaso ndray ary zay mahay mahandro lasopy fa tena ilaina mihintsy izao izany amin'izao andro mangitsy be zao, hummmm mampody aina......mba hisy hisafidianana raha samy mametraka ny mba talentany...
misaotra mialoha....:wink:
novalian'i fasaly ny 25/11/2006 09:09
2. lemenakely ( 18/11/2006 18:03)
lasopy 69 izany izao no malàza
izany hoe vavan'omby sy sous krill hi hi hi !!!
3. Fiffi ( 18/11/2006 18:05)
ny ahy de tsotra fotsiny......

-potimaron
-2carottes
-2pommes de terre
-2 echalottes
-sira + poivre kely

tetehina ny echalottes , de hendasina kely (roussir) harotsaka ny karoty sy ovy voatetika ary ny potimaron , halana fotsiny ny graines ary tsy halana ny hodiny fa sasana tsara fotsiny.

Handrahoana 20mn ! mixena de zay...mazotoa homana eh !
4. fasaly ( 18/11/2006 18:36)
hummmmmm! matsiro sahady izy zany ! in aky zany potimaron???????:roll: mbola tsy fahenoko io




lemenakely: tsy ratsy kou io ka!:wink:
5. kitjo ( 18/11/2006 18:53)
hahahha
za ko vo saika hanontany oe in zany?
6. kitjo ( 18/11/2006 18:55)
otsan an fiffi io iany fa ze karazana legume tiana

ampangotrahina d aveo mixer-na..rano kely fts...araka izay itiavana azy e!

ho an'izay tia d matsiro b fa mampatavy ra mixer-na miaraka @ fromage vache qui rit..hihihi

d aveo asiana sel, poivre sy zava-maintso!
7. kitjo ( 18/11/2006 18:58)
soupe de tomate:

tsotra b sady mahasalama!
andrahoina a la vapeur voatabia..sasana tsara fts..

refa tena maleeeemy b mitsy dia fihazina @pasoara..potserina zany e!

tsy asiana rano mitsy fa iny fts...

asiana sira , poivre sy zay tiana aveo...somary atao masitsika ny poivre manala le marikivy @ le voatabia!

asiana mofo endasine na grille kely hihinanana azy!
8. sipagasy ( 18/11/2006 18:58)
ny potimarons dia irony karazana voatavo irony e!!!!
9. vale ( 18/11/2006 19:04)
in marina izany ? hihihi
10. kitjo ( 18/11/2006 19:05)
ah d'akoro

pumpkin zany!

melsi sipagasy

io koa dia azo atao soupe amzao fts potserina d asiana epices!
11. kitjo ( 18/11/2006 19:07)
sinoa dol ankamaroan sakafo fatako ah..hihihi
le tena traditionnel mitsy!

old cucumber soup
tetehina araka izay tiana ny concombre le efa antitra tsara (mavomavo ny hodiny)

ampangotrahina fts..asiana anandrano kely oh haingony fts..d asiana vaingana voanjo kely na noix...d sira sy poivre d zay!

tsisy menaka mitsy!

zay ngamba ry reto ts mampatavy ny sinoa fa ts mba manao sakafo be menaka fa ny epice no betsaka!
12. kitjo ( 18/11/2006 19:09)
bah ku teh soup (traditionnel singapourien sinoa)

henakisoa le plat de cote iny ampangotrahina malemy tsara
asiana tetika karoty kely na concombre na katsaka na anana

asiana sauce kely jumbo d sauce soja..sakaybe anankiray

sel sy poivre d zay!
13. Fiffi ( 18/11/2006 19:12)
http://www.saveursdumonde.net/ency_3/potiron/potimarron.htm
14. kitjo ( 18/11/2006 19:34)
ooohhhh

hay ve e...merci ki fiffi an!
15. Fiffi ( 18/11/2006 20:55)
fa ny mahasamy hafa ny potimarron sy ny voatavo de ny voatavo be ranony be no tsy de misy tsirony loatra.
Ny potimarron indray de misy tsiron'ny noisette zay sady azo hanaovana gato :miam::miam:
16. tisera ( 19/11/2006 07:04)
:miam::miam: ! ny lasopy votavo tena matsiro any dago asiana totom-boanjo kely , fa dia hanandrana an'io potimaron io aho fa ilay potiron amidy any @ grande surface tena matsatso ; mba nanao nahandro laoka gasy t@ io aho nampiarahaina t@ hen'omby (plat de côte) dia natao be tongolo gasy fa ééé :(tsy nivoaka ilay tsirony.
Ho an'izay tia trondro sy ovy : inona moa fa dia ampangotrahina ny ovy dia atao purée dia trondro izay tiana koa dia avy eo sauter-na @ beurre kely ny échalotes sy fenouil dia alefa ilay poissons émiettés sy ovy dia araraka tsikelikely ny rano nampagotrahina ilay trondro dia afaka asiana crème fraîche allegée (ho an'izay matahotra ny hatavy) dia vita : afaka rarahina aneth na peril na ciboulette hachée
17. tisera ( 19/11/2006 08:41)
ny velouté -na chou fleur koa tiako an! mba miala kely @ gratin é! ny ahy moa dia au pif daholo sy arakaraky ny haben'ny choux fleurs dia mila oignons sy cube bouillon de légumes na volaille . Ampangotrahina miaraka ireo dia mixer-na dia asiana lait écrémé kely dia rarahina poivre kely dia azo asiana fromage rapé fondant rehefa tena hihinana dia tsy adino ny croutons !
18. fasaly ( 19/11/2006 08:57)
hummm! bmola tsy nanao velouté au chou fleur zany zà fa msotra aky a!:-*
19. titimms ( 19/11/2006 17:58)
lay soupe zany otran'ny tsy de talentako loatra fa refa tena mangatsiaka aky de thé vert sotrona an sady mora karakaraina no afaka hanaovana regime tsara
20. kelly13 ( 19/11/2006 18:46)
mmmmhhhhh knorrrrr j'adorrreeeee!!!!!! sa liebig? hihihi je wiggooollleeee

ela b le mahandro legumes kou surtt karoty ela masaka, mandany gaz, lollll!!!! =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4291