aza gafina kosa ratsirahonana e!na mafy aza ny t@arte!lollll

1. akama2006 ( 17/11/2006 10:18)
tadiaviny sasany gafina ny meeeting ny ratsirahonana AVI tena milay tany fianar,vonoina ny olony AVI milay,dia inona koa no manaraka? laniny akoho ny fangaraka!;-):-D:-D:-D:-D:-D!

nareo anie ry namana isnay tsy mahatoky ilay hoe ny apres 3 dec no mikonty lavitra no ity 3 dec ity e!tena mba jereo lavitra anie ry zalahy fa hummmm!!! mbola tantara lava be io an!8)8)8)8)
novalian'i akama2006 ny 18/11/2006 08:47
2. tsingy ( 17/11/2006 10:52)

tena marina zany ry akama a!:wink:
3. xxx ( 17/11/2006 13:02)
efa tsy ôtrizany intsony zao kou! tamle raikalahy taloha izany:-@
4. Lejim ( 17/11/2006 13:53)
hahah, i xxx amin'izany manao bemarenina! Efa hoe izao izany zavatra izany no miseho fa tsy t@ andron'ilay taloha, dia mbola hoe ilay taloha ihany! Fanatika marina, sady mbola manao masque koa! Gravy be! :-D

Fa tsy rariny kosa aloha izany e! Fa maninona ry zalahy mino fotsiny ihany nefa mbola manao sabotage ny hafa koa! tssssss :-D
5. jentilisa ( 17/11/2006 14:28)
Any Fianarantsoa anie ka tsy Tim no voatery higafy fa ny tambatra e! Sao dia hoe fitondrana izany io?
6. Samoana ( 17/11/2006 15:04)
hoy ny akama izay:
hummmm!!! mbola tantara lava be io an!


ity lolom-po tsy mahatanty resy ity aza atao manaranaka fa mijaly Gasikara e !:wink:
7. oufouf ( 17/11/2006 15:33)
f'angaha raha misy migafy dia i an'... foana ,fa maninona raha i an'... koa.
8. Lejim ( 17/11/2006 18:34)
satria i an' no eo amin'ny fahefana sy manana ny pouvoir maro na fifehezana izany na famoretana! Satria koa herim-panjakana no nigafy ny propagandin-dRatsirahonana, fa tsy greviste na zavatra otran'izany! :)
9. belaza ( 17/11/2006 20:02)
lejim a, fanosorampotaka andravalo lesy izany a, strateziany kandidà pifaninana, izy samy izy ihany no mody mifanakorotana ao mba hanaratsiana andra8, raha efa nandalo teny ankatso elà alohany nandehananlà dia hitanlà ny fanaony panao pôlitika, ohatra hoe bandy ao aminy ihany de ampanaoviny akanjpndra8 de asaina mody manakorotana, izany lesy io lejim a, kôpy elà am le tiako lazaina ngamba:-w
10. fijo ( 17/11/2006 22:30)
lejim an,jereo anie e:
nisy nitoraka grenady ny MBS tany mahajanga;dia mbola lazaina fa mety ny fitondrana ihany non nanao an'io mba hanaratsiana ny mpanohitra.
izao misy misakana ny meeting ny sasany ,lazaina fa mbola fitondrana ihany koa.fa ngaha ireo sasany ireo dia tena masina be mihintsy....nefa ao tamatave izao efa mandeha ny resaka ,fa ny "mpiavy dia ahita raharaha raha toa ka lany ravalo??????sa mbola fitondrana ihany koa izay?
11. Lejim ( 18/11/2006 00:28)
diso miaro an'i Ravalomanana trop loatra nareo.
12. akama2006 ( 18/11/2006 08:47)
o ry namana isany!

tsy nanome tsiny antoko mihintsy aho na olona fa fanambarana tsotra aminy zava misy no nataoko teo!

ny ambadika politika ireo resahinareo ireo hoe mety ho itsy na izatsy no nanao izany fa ny ahy ny zava misy no teneniko hoe aza sakanana Ratsinahonana AVI,sy ny hafa rehefa mba manao prpagandy e!raha tsy hoe jadona angha no misy izao!

le resaka hoe mpiavy dia hita raharaha dia mazava ho azy fa meloka ohatra ny nitoraka grenady ny MBS ihany io,resaky ny kely saina sy sarondikotra!tsy sahy miseho mivantana fa minonona ohatrany maty andrano any ambadika any fotsiny!

ny olona sty sahy miseho mivantana dia olona kerisay!betsaka izy ireo fa samia miteny izay hitany!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1609