fitiavana ve sa fanalanandro
1. bmw307
(
14/11/2006 22:12)
misy olona mpiara miasa , izay efa samy manambady,nefa mbola mifankatia de modifanina rehefa mifanena ireo any antsena.
novalian'i madera2 ny 01/12/2006 19:35
3. bmw307
(
14/11/2006 22:35)
ka ilay izy anie de izao e! rehefa miaraka @ vadiny avy ireo ka mifanena dia samy mazaka
5. degree
(
15/11/2006 02:18)
Ny fitiavana anie dia azo adika ho fanalana andro satria raha tsy misy io fitiavana io de tsy ho afak'andro mihitsy ianai.Ohatra ny fitiavanao ny mijery spectacle no ahafahanao manala andro ny dimanche,fa ahona kosa moa no analanao andro sy hisahirananao @ zavatra tsy tianao, sa...?
aazo atao tsy fitiavana koa izy fa mety fanalana mavesatra fotsiny,fanalana mangidy ohatra,nefa ny fitiavanao dia mbola ao ihany matoa ianao miaraka aminy,ohtra ny fitiavanao ny hiaraka aminy dia efa fitiavana izany,ahoana moa no iraisanao @ olona tsy tianao "Misy ny fanirina donc misy ny fitiavana,sa................?8-)

6. Fiffi
(
15/11/2006 06:04)
bmw307:nga kosa rehefa mifanena ry zareo de andeha hifampisakambona toy izy 2 irery no mifanena ?
misy olona mpiara miasa , izay efa samy manambady,nefa mbola mifankatia de modifanina rehefa mifanena ireo any antsena.
7. Simpona
(
15/11/2006 06:39)
Rehafa mahay mifanaraka tsara de mety rehefa samy mifampicomprendre.
Mba manala azy e.
Mba manala azy e.
12. antsafa
(
15/11/2006 20:04)
Matahotra ny tsy ho voky anga i bmw ,ka mbola mijery abadika, jerino mandrerak'ano.
16. sasa
(
17/11/2006 05:19)
betsaka ny manao otran'io fantatra fa tsy mety kanefa atao ihany fa izany hoe akory atao marina
18. anjely
(
17/11/2006 10:11)
Fitiavana daholo zany retraretra zany hoy samoela zay! Ndraindray ange mampisy equilibre ao an-tokantrano ny relation extra conjugale satria miala vokona any ivelany dia misosa ny fiaraha ao an-trano ê! Raha zakan'ny lohan'izy 2 le izy de azy ho azy ny azy ê!
19. antsafa
(
17/11/2006 16:52)
bmw307:
misy olona mpiara miasa , izay efa samy manambady,nefa mbola mifankatia de modifanina rehefa mifanena ireo any antsena.
omeo azy ny an-jarany ry bmw a! .
rehefa tsy hainy ny manaja ny tokatranony dia atoavy fialamboly.