fitiavana ve sa fanalanandro

1. bmw307 ( 14/11/2006 22:12)
misy olona mpiara miasa , izay efa samy manambady,nefa mbola mifankatia de modifanina rehefa mifanena ireo any antsena.
répondu par madera2 le 01/12/2006 19:35
2. Zina ( 14/11/2006 22:23)
akora atao8O
3. bmw307 ( 14/11/2006 22:35)
ka ilay izy anie de izao e! rehefa miaraka @ vadiny avy ireo ka mifanena dia samy mazaka
4. cutie ( 14/11/2006 23:30)
manana pble @zany nga i bmw3?:lol::roll:
5. degree ( 15/11/2006 02:18)
Ny fitiavana anie dia azo adika ho fanalana andro satria raha tsy misy io fitiavana io de tsy ho afak'andro mihitsy ianai.Ohatra ny fitiavanao ny mijery spectacle no ahafahanao manala andro ny dimanche,fa ahona kosa moa no analanao andro sy hisahirananao @ zavatra tsy tianao, sa...?


aazo atao tsy fitiavana koa izy fa mety fanalana mavesatra fotsiny,fanalana mangidy ohatra,nefa ny fitiavanao dia mbola ao ihany matoa ianao miaraka aminy,ohtra ny fitiavanao ny hiaraka aminy dia efa fitiavana izany,ahoana moa no iraisanao @ olona tsy tianao "Misy ny fanirina donc misy ny fitiavana,sa................?8-)
6. Fiffi ( 15/11/2006 06:04)
bmw307:
misy olona mpiara miasa , izay efa samy manambady,nefa mbola mifankatia de modifanina rehefa mifanena ireo any antsena.
nga kosa rehefa mifanena ry zareo de andeha hifampisakambona toy izy 2 irery no mifanena ?


7. Simpona ( 15/11/2006 06:39)
Rehafa mahay mifanaraka tsara de mety rehefa samy mifampicomprendre.
Mba manala azy e.
8. fasaly ( 15/11/2006 06:52)
:roll::roll::roll:tsy azoko tsy mazava lay dinika:roll:
9. Fiffi ( 15/11/2006 06:54)
ny lohateny no tsy mifanaraka @ atiny !
10. HESHA ( 15/11/2006 11:37)
io le sami manao zai mahafalifali ny fony e:lol::lol::lol:
11. titimms ( 15/11/2006 17:55)
tsy hita e, fitiavana zany.
12. antsafa ( 15/11/2006 20:04)
Matahotra ny tsy ho voky anga i bmw ,ka mbola mijery abadika, jerino mandrerak'ano.
13. MTN ( 15/11/2006 21:21)
ataoko fa hoe
fitiavana ve fa famataranandro
14. mandrindra ( 16/11/2006 10:46)
fitiavana manalandro no sady fanalana andro ny fitiavana
15. Fiffi ( 16/11/2006 21:47)
raha tsy tiana ve moa atao hoe fitiavana ?
16. sasa ( 17/11/2006 05:19)
betsaka ny manao otran'io fantatra fa tsy mety kanefa atao ihany fa izany hoe akory atao marina
17. mandrindra ( 17/11/2006 09:43)
sasa, zavatra mety be io ko lazaina fa tsy mety ahoana ary?
18. anjely ( 17/11/2006 10:11)
Fitiavana daholo zany retraretra zany hoy samoela zay! Ndraindray ange mampisy equilibre ao an-tokantrano ny relation extra conjugale satria miala vokona any ivelany dia misosa ny fiaraha ao an-trano ê! Raha zakan'ny lohan'izy 2 le izy de azy ho azy ny azy ê!
19. antsafa ( 17/11/2006 16:52)
bmw307:

misy olona mpiara miasa , izay efa samy manambady,nefa mbola mifankatia de modifanina rehefa mifanena ireo any antsena.


omeo azy ny an-jarany ry bmw a! .
rehefa tsy hainy ny manaja ny tokatranony dia atoavy fialamboly.
20. Fiffi ( 17/11/2006 17:23)
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0653