Kapoka olo-tiana na marary aza hefina
1. salmo
(
14/11/2006 21:12)
Rah tsy diso aho, hokapoiny Zina hono ny fitom-benako raha hitany fa izaho hono miteniteny foana:-D:-D Mitady mpiaro eeee
novalian'i ikaretsaka ny 24/11/2006 19:20
4. simplex
(
14/11/2006 21:49)
ra kapohany ny ilany havia d omeo azy koa ny ilany havanana, sa tsy izay moa le izy :°)
valio safosafo fotsiny izy avy eo ;-)
5. Zina
(
14/11/2006 21:52)
Rah tsy diso aho, hokapoiny Zina hono ny fitom-benako raha hitany fa izaho hono miteniteny foana Mitady mpiaro eeee
Zany no atao oe tena mbola manao zaza fisainana, kely saina mihitsy ela ty ka:-D
6. mbaliana
(
14/11/2006 21:57)
kapohy ao dia atovy marary mihitsy fa zaza mananihany olondehibe :-D:-D:-D
9. fasaly
(
15/11/2006 06:54)
aza mba tratran'io salmo io ihany mou nareo an!:-D:-D:-D zà mou de tsdy miteny trony fa ny mssg alefany ho ahy an! de:roll::roll::roll: euhhhhh!:{:{:{
10. Aino
(
15/11/2006 10:27)
=))=))=))maty aho neninko fa aleoko sisa mihomehy!!
salmo haoka izay ny hanihany fa efa diso trop laotra ilay izy dia aoka fa efa mba olon-dehibe ny tena eh!!:°).
izaho aloha mbola kely ka aleoko maka sisiny:oops:
salmo haoka izay ny hanihany fa efa diso trop laotra ilay izy dia aoka fa efa mba olon-dehibe ny tena eh!!:°).
izaho aloha mbola kely ka aleoko maka sisiny:oops:
11. michaelrolf
(
15/11/2006 10:31)
kapoka olona tina dia maharaikitra ny fitiavana bebe kokoka fa mahaiza misoma to ok!
12. ari.malala
(
15/11/2006 12:28)
:-D:-D:-D:-D za hi =D=D=D=D de mi :-D:-D:-D refa mifampikapoka i salmo sy zina :-D:-D:-D:-D
Fiffi, fa tena mirediredy manakory mintsy moa izy io e! :-D:-D:-D
Fiffi, fa tena mirediredy manakory mintsy moa izy io e! :-D:-D:-D
