TSY HO LANY 1er TOUR Ravalomanana...

1. sareraka ( 14/11/2006 08:31)
Aza dia zatra manao lalan-dririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dàlana..RAHA NY HAMARON NY KANDIDA dia tsy logique ny ahalàny azy 1ér tour RAHA TSY HOE HANGALA-BATO angaha sa izay izany no FAHAMARINANA sy FAHAMASINANA....

MEDITATION!
novalian'i fijo ny 16/11/2006 23:23
2. fiaritiana ( 14/11/2006 09:09)
na 1er tour na 2e tour izy no lany eo, zay anie no antony hirotsahan reo 13 hafa ny mba tsy hahalaniandra8 1er tour e!!refa lany iany defa zay na 3e tour aza:roll::}
3. tsingy ( 14/11/2006 09:09)

Zay no efa mhazatra azy ra sareraka a!enao tena miasa loha b mitsy @ ty fifidianana ty an!
Na ho any na tsy ho any alou d RATSIRAHONANA ihany e.
4. tywa68 ( 14/11/2006 09:25)
fiaritiana ^:^^:^
Misy tsy manana logique marina hiihihi !
5. tsingy ( 14/11/2006 09:44)


Ho hita eo ihan akia a ry fiaritiana a,angalabato njay angamba kou! tsy logikanjavatra no dinihina fa ny zavabita ihany no itsarako azy zay ny ahy:-D:-D:-D:-D
6. Fiffi ( 14/11/2006 10:10)
fa i sareraka ve no ho lany 1ère tour ? :^)
7. tsingy ( 14/11/2006 10:11)

Sareraka aky tsy candidat Fiffi a?alefako any aminj v ny lisitra elektoraly?:wink:
8. Fiffi ( 14/11/2006 10:13)
efa aiko akia ny lisitra an ! fa ny an'i sareraka manko tsy hay be hiany fa ny fahamarinana sy fahamasinana hala-bato aminy ....
9. tsingy ( 14/11/2006 10:15)

ka le izy kosa alou d mety tsy maints ho izay ihan no hiafarany satria tsy maintsy ataony ho izy no lany eo e,otrany le raika lah talou ihan:^)
10. ronaldo09 ( 14/11/2006 11:33)
Marina ny an'i sareraka e!Hala-bato izany hoe lany 1er tour zany,fa le Fahamasinana sy fahamarinana aloha aleo hilamina fa tsy fotoanany izao.
11. lagoon ( 14/11/2006 12:03)
ronaldo09:

Marina ny an'i sareraka e!Hala-bato izany hoe lany 1er tour zany,fa le Fahamasinana sy fahamarinana aloha aleo hilamina fa tsy fotoanany izao.



Fa anga dia voatery hala-bato e?
Jereo izao ireto kandida 9 milaza fa légalistes,hijanona sa hiroboka ihany.Ny olona saika hifidy an'ireo izao dia veloma fa na hiroboka ihany azy ireo dia tsy hifidy azy intsony.Anga kilalao ity fiainam-pirenena,na anao na tsy milatsaka.
Ny urnes efa transparentes,ary efa niantso ny AVI,Leader,TIM fa ireo vahoaka manaraka dépouillements dia tsy tokony hiala raha tsy vita sonia ny PVs;
Ka ho hitantsika eo ary.
12. Badobado ( 14/11/2006 13:08)
Zahay moa tsy de misy hambara momba io fa zay tonga eo aloha de tohananay e! 1er tour, any zany! 2em tour aleo ho avy!Fety no andrasana amzay lanye:°)
13. fiaritiana ( 14/11/2006 14:58)
tsisy hevitra zany toi lol vato fotsy!!:roll::roll:
14. jentilisa ( 14/11/2006 15:45)
Ilay izy aloha nahoana no tsy ho logique raha ny fito aza efa miady ny zero virgule avokoa?
15. vahatra22 ( 14/11/2006 16:27)
tsisy resaka hala-bato io fa efa izy no tian' ny olona d tsy maintsy izy no lany e! ny vavanareo foana no tataka eo fa izay zao hifidy azy daoly! tsisy vokany aminay izay fanaratsiana ataonareo any fa ny asa vita ihany no ifampitsarana!
16. kitjo ( 14/11/2006 16:56)
ka na 1er tour na 2e tour na 3e tour na tour eiffel na tour de babel...lany foana izy

nareo kosa "TSY LANY" zay iany no iantsoana anareo...ny aretim-ponareo in2 maheno valim-pifidianana no atahorana..tsy aleo in1 iany no marary fo?

aina efa kely io tsy mba tsitsina amzay
17. tsingy ( 14/11/2006 16:56)


aza entimpo ra vahatra a:-P vavany lou tsy tataka e,mbola belle be zah ato tin'ny vadiko b mits knou:wink:.
tsa fandrosoana wa zany hopitaly sy lalana vita zany ra mitsipozi2 ny ambany lanitra.Aiza ary enô zany:-D:-D:-D:-D!!!
18. kitjo ( 14/11/2006 17:18)
:-*k ry tsingy refa manorina trano tsy manao fototra fa atao kitaingitaingina eny ambony tsingin bemaraha...

azonao njay v alo zany fa so enao d misafoaka

manangana tanana manontany ra tsy azonao an..:-*
19. tsingy ( 14/11/2006 17:22)


tsy mahagaga fa otrany anaranao ihany ny toetsainao "KIJO" maizigna ede e e e:-D tsy enao irer akory nianatra no miseho mahataka davitra fa mba ianaro kou le art de conversation fa tsy ampy kely.
Misotra ami lay biz lou e:*
20. kitjo ( 14/11/2006 17:40)
za akia tsy nianatsa an...zay sy ry ravalo mitovy....fa tsara be alo ra hitanao oe mahataka-davitra kay za!

hhhmmm..efa mivotra a zany fa zay manko alehako eto isan andro mba mianatra manao conversation e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0834