TSY HO LANY 1er TOUR Ravalomanana...

21. tsingy ( 14/11/2006 17:43)


tohizo ary ny ezaka fa efa mahay mihaino tsara mits ka.Aza diso sendôtsa lotsa njainjay.
Biz e:lol:
22. kitjo ( 14/11/2006 17:52)
ee...mila miresadresaka matetika eto toi d mahalala ny fomba firesaky ny ekipa solida rht sy milay eto

samy milay dol sady samy mafoaka..ihihih..ny hevitra fts no tsy mitovy akia an!
23. xxx ( 14/11/2006 18:04)
FANGA EFA HADINO LAY RESAKA FAHINY INY MANAO HOE:
1er TOUR DE VITA !!!!
24. kitjo ( 14/11/2006 18:07)
ka zany hoe fahiny...

mbola hohitantsika eo zany xxx fa be ny hitsipaka an
25. kitjo ( 14/11/2006 18:10)
Tsingy > tsy mahavoa noho le loterana iany le mpitsabo masonareo ao suisse ra zao

jere mamaky le anarana aza v tsy hainjy? nefa tsika miresaka eto ela b...nnssoooo

hafa mitsy ny zatra mitsingitsingina...hahhahaha....mandray antendrony ze tratra eny ampanidinana eny otsan le mandray tsy raisina @ le hevitra eto..nndrriiii
26. ravatorano ( 15/11/2006 05:10)
fa zao kosa aloha raha lany premier tour eo v ravalomanana d lazaian indray fa misy ny halabato nefa raha izao fandehan ny propagandy izao no jerevako dia normal b izany satria toa mbola mirona any aminy daholo ny ankamaroan ny mpifidy sady ny mpanohitra azy toa variana misaraka indray
ntssssssssssssss
:wink:
27. tsingy ( 15/11/2006 08:16)


Kitjo :Ny andro ty efa robi ny anao mbola volankakafotra ihany,tsy ny kestion mipetraka mila valiny no tadiavana vaha olana mba miova wa solution tedavina fa tsy mampandroso zany. Fa ny candidat ko d efa fantatrao e.
RATSIRAHONANA =olona havita azy:wink:

Ny anah zao miezaka isan'andro hanao ny soa fa ny enao no tsy haiko lou? afaka miteny ze tinao lazaina enao après an'io an zonao zany, mazotoa akia:*
28. kitjo ( 15/11/2006 12:06)
iieee...afaka miteny za na tsy nomenjy alalana aza..fa misotra e!
ny asa soa tsy ireharehana akia fa samy hita @ataony an
ok :?:

tsingy an, ny ahy ko nge efa nolazaiko hatrary amboalohany fa tiako Ratsirahonana e..saingy tiiko kokoa noho izy Ravalo e!
tsitako ze olana amzany! tsisy solution tadiavina ihany koa fa efa ravalo iany no ho lany..afapo ny tenako!

datoa ravato: mba hanaovana fair play ko zareo fa mampalahelo d hiala maina ve?
nefa ra za zareo aleoko aza 1er tour d vitandravalomanana fa manjary in2 marary fo..sahirana @zany i Zafy..ilaharana ao @ Villa in mo?
29. tsingy ( 15/11/2006 12:14)


zany mantsy no tsy irehaehana ami lalana sy hopitaly vita hay fantanj ihany le izy.
ny ampitso lou tsy fantatro,tsy hitompo teny fantatra ah fa ny ahy efa fantatsinj ihany :wink:
30. kitjo ( 15/11/2006 12:43)
tsita eto no resahako k!
ny an fanjakana ange na tsy ireharehana aza samy mahita e..afsty nareo..lol

anatin'ny protocole kosa ny fanokanana ka iny no tsy zakan'ny sasany!
31. fijo ( 15/11/2006 20:46)
io anie ry zalahy raha mbola hisy 2 eme tour ka sahirana be ry sasany,fa vola hoangalarina aiza indray no mbola hoatontona eo e.
ary le filazana hoe tsy possible ny holany 1er tour dia laviko.
vinavinao fotsiny fa ry rajakoba farany teo toa 0.65% no azony.sa 1%.koa raha zara raha mahazo vato toa io ny 11 amin'ireo mpilatsaka tsy possible ve ny hisian'ny lany 1tour??????ny 7 moa dia efa mandao laharana fa tsy sahy .
32. kitjo ( 16/11/2006 18:20)
ny sasany h@ zao mbola tsy nanomboka propagandy akory ko!
mety mbola miandry sosy avy any france hanofana sono sy ividianana lasantsy hanaovana deplacement

toa ohatry ny misy kandida ray aza toa mbola any france amzao sa?

ravalo aloha no lasa nisidina kely any ivelany @maha FILOHA azy amzao
33. fijo ( 16/11/2006 23:23)
ka ny sasany anie nanenina nandoa le vola ,fa te hisintona indray e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0603