mampalahelo be i bazylou

1. ainga ( 11/11/2006 22:56)
Mampalahelo elà ry bazylou fa be fankahalàna, dia be fanaratsiana, ka h@ maha-malagasy avy sy ny hambo-po maha-Malagasy antsika (anay rehefa tsy te-ho Gasy i Bazylou)no tsiratsiraina. Toa mararirary ny fon'là ary tena ny saina mihitsy aza no voa. Ka inona no azo atao ho an'là ? Mandehana mitsabo tena e !
Sa tena mafy loatra ny aretina ka ny manoratra eto no thérapie ?:P
novalian'i kitjo ny 13/11/2006 05:36
2. Zina ( 11/11/2006 23:30)
sahalam'ny tsy gasy ilay bazyl ko hahahahh
Sa tena mafy loatra ny aretina ka ny manoratra eto no thérapie

zany mihitsy retsy a
3. lagoon ( 12/11/2006 01:06)
Na i sareraka na i tezitra iny fa niova pseudo fa tsy nahazaka ny ady hevitra teto.

:-D:-D:-D:-D
4. besoiiin ( 12/11/2006 05:04)
za kou sur fa kil eto miova pseudo iny fa mbola tsy itako we iz alou e! hita miandalana ao iany
5. besoiiin ( 12/11/2006 05:10)
tena koboko @zay io bandy io! miseo ho mahay mandahatra lery @pseudoany hafa dia matahotra ny ho faty pasport d nanova anarana, arakay ilay kôzy ry bazil a! nampiasainy dôly ny pseudoany omaly fa i bazil no tena narangarangany
6. fiaritiana ( 12/11/2006 12:16)
aleo izy hanala ny fony eo fa tss!!
7. Fiffi ( 12/11/2006 14:48)
:-D
8. Fiffi ( 12/11/2006 16:20)
heu...dinika re zany nalefany zany eh ! nefa...
9. kitjo ( 13/11/2006 05:36)
hhaha

ho tapaka lalandra eo ko!

mandreraka fts le post bdb mandany page fts nefa zavatra tsisy dikany akory

ndao ko sika hi boycott @ hevitra apetrak i bazil e..hahhaha

nefa mba fanalana azy ko nge e

so mba misokatra iany ny mason i bazil mahita ny zavamiys

sayd ozy ravalo oe Tsika tsy manidy trano fa na iza na iza tapa-kevitra hiaraka amintsika dia raisina antanandroa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077