Herizo kandida Arema

1. lagoon ( 10/11/2006 11:06)
Niala ihany ilay saron-tava nony farany.Mazava izany izao ny antony nialan'i Herizo tsy ho lehiben'i LF intsony t@ 2002 ireny.
Ny Hasina sy Elia dia kandidan'i Pierrot. I Herizo dia lasan'ireo Arema mpitady seza sy very fihinana.
Ary ny mahagaga dia efa niaraka niasa teo ihany ireo t@ Repoblika humanista sy ekolojika fa mody niady t@ 2002,nefa mpinamana ihany.
Ka tandremo ary voafitaka izay te hifidy an'i Herizo fa efa mazava ny ao ambadika ao.

novalian'i kitjo ny 11/11/2006 17:42
2. rabaradaka ( 10/11/2006 13:25)
Raha manaraka ny politika teto Gasikara hatramin'ny 1995 ka hatramin'izao ianareo dia izao : Herizo, Ny Hasina, Manandafy (?), Pety, Lahiniriko, Pasitera roa lahy, de iza koa dia samy AREMA avokoa no fihavian'izy ireo, izany hoe Ravalo contre AREMA no misy. Tsy ho lava resaka aho fa izay
3. kitjo ( 10/11/2006 13:37)
ka izao!

contra andRavalo daholo ireo satria samy avy @ AREMA

ny tsy takatry ny sainy dia izao, ataon' ny AREMA kilalao eo fts zareo fa manantena samy hahazo seza avokoa ve aveo?
zay d manovokovoka dol!
4. kitjo ( 10/11/2006 14:17)
Le choix de candidat à soutenir pour les membres de l’Arema est balisé par certains critères. Le candidat devra avoir une idéologie similaire à celle du parti. «Nous avons choisi Herizo Razafimahaleo puisqu’il était toujours derrière nous, et surtout, ce candidat ne faisait pas partie de l’équipe des tenants du pouvoir».

nalaina tao @ Les nouvelles!

jereo amzao ny patiny tttsssss
5. Simpona ( 10/11/2006 14:32)
To otrin'we AREMA dawol nef aiza marina moa izao no tena mbola AREMA e de iza no tena lohany???, manotany tena miits aza aho hoe mbola misy aza ve le antoko AREMA:?::?::?:
6. jampela ( 10/11/2006 16:22)
Za moa zany de tsy de mpanaraka akaiky ny amin'ity resaka pôlitika ity .Fa tamin'ity fifidianana ity dia lasa ny saiko nanao hoe:zay rehetra milatsaka ho fidiana eo ankoatran'i Président Ravalomanana dia Mpanohitra avokoa ka dia nomeko anarana hoe:AREMA!Hay misy marina ihany zany ny eritreritro!
Ka zao:aleo samy handinika tsara zay ho finidiny isika f'efa samy lehibe!aiza ko:efa 18 taona be zao ve ny kely indrindra!
7. lamie ( 10/11/2006 16:37)
eh!!!!!!!!!mampalahelo ny malagasy zany an!be resaka sy hafetsena daholo,samy te hahazo seza sy hameno ny paosiny, tsy hahavita ninoninona eo anefa dia hiverin-dalana indray zany isika koa!dia hiverina indray ny habibiana @ fangalarana , famonoan'olona,tsy ho tafita madagasikarantsika raha izao no dinihina!enga anie ka tsisy ho voafidy ireo
8. valinaka ( 10/11/2006 16:48)
aza adinoareo fa efa hatramin'izay ny leader=arema saingy tokony holazaina koa ny marina de:
ny arema kamivimbio(fa tsy manana toetra monima intsony ry roindefo)
9. fijo ( 10/11/2006 21:07)
herizo tokoa anie efa hatrizay no arema2 e,io efa hiaraha mahalala io.
marina mihintsy le filazana ery ambony hoe ravalo contre AREMA io fifidianana io.
10. Hubert ( 11/11/2006 07:12)
zay mahery voanjo manga, ze osa tanal'lah:-D
11. kitjo ( 11/11/2006 09:40)
ka le AREMA rfveo mivaky lasa

A

R

E

M

A

velabelaro! nareo le manatalenta b reo
12. bazylou ( 11/11/2006 17:35)
be fialonana kay ireto timiste ireto
13. kitjo ( 11/11/2006 17:42)
iza no tokony ialonana amreo?

valiny = TSISY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.042