Sendra voadonana'ny fiara ity tovolahy iray avy any ambanivohitra , fa mba sambany vao mba niakatra tao ANTANANARIVO dia somary naratra kely ihany ka dia tsy maintsy nentina tany @ hôpitaly !
Nony tonga tany dia hoy ny mpitsabo hoe tsy maintsy atao radiô ianao izao dia izao.
Nony tafiditra tao @ salle fanaovana radio dia avy ilay tovolahy dia niteny mafy be :ô ry kala sesily sy kala bako ah !!!aza avela mandehandeha ny omby fa tonga dia ampidiro refa mody masoandro dia aza adino koa ny maka rano fa izaho izao miteny @ radio vao tonga aty ANTANANARIVO aho dia asain'ny dokotera miteny @ radio ...Mahavariana mihintsy aty an-drenivohitra aty !!!voadona kely ny fiara aho dia hitanatara ilay asidan eto @ radiô fa salama tsara aho kah....!!!!!!!:-D:-D:-D