I dadanay no tena rapida!
1. fasaly
(
02/11/2006 17:17)
Raha niresaka nifamaly izy telo lahy kely tamin'ny fotoana fakan-drivotra tany antsekoly...
hoe: ny dadanay letia no tena rapida indrindra eto ambonin'ny tany a! dia hoy ilay:
-zazalahy voalohany: i dadanay no tena rapida indrindra, mpiasan'ny SNCF mpitondra TGV izy dia adiny roa fotsiny no hanaovany an'i Lyon sy Paris.
zazalahy faharoa: poika ny dadanay no tena rapida fa izy pilote n'ny aviô concorde dia adiny telo fotsiny no hanaovany aller Paris -New York.
zazalahy fahatelo: ny dadanay letia no tena rapida a! i dadanay fonctionnaire mirava amin'ny dimy ora fa isan'andro izy amin'ny efatra ora d'efa ao antrano...:?:°):-D:-D:-D:-D:-D:-D

novalian'i fasaly ny 08/11/2006 11:15
14. tslem
(
03/11/2006 13:17)
tena rapida noho ny rapida kosa ny dadan lé faha telo e,:-D :-D :-D :-D
16. cutie
(
03/11/2006 14:55)
zazalahy fahatelo: ny dadanay letia no tena rapida a! i dadanay fonctionnaire mirava amin'ny dimy ora fa isan'andro izy amin'ny efatra ora d'efa ao antrano...°)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
18. kala
(
04/11/2006 10:11)
efa nandeha io ry fasaly fa na zany aza milay foana ê!:-*:-*:-*:-*:-*
toi koa tena rapide raha hamerina blagy :-D:-D:-D:-D

20. cutie
(
05/11/2006 17:32)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 03-11-2006 16:09:56
Lohateny : Re : I dadanay no tena rapida!
ary i cutie tô ni meme indroa?
ka mampime koa:-D:-D:-D:-D