Qui est responsable de la mort de Jésus ?

1. rabaradaka ( 29/10/2006 07:34)
En 1972, l’avocat israélien David a présenté une requête demandant à la cour suprême d’Israël la révision du procès de Jésus, en alléguant que ce procès avait été insultant pour la justice (France-Soir 8.7.1972). La requête fut déboutée en première instance. La raison invoquée était que dans ce cas il ne s’agissait pas d’un problème juridique, mais d’un problème historique. Qu’en est-il vraiment ? Rabaradaka, historein et politologue apportera des réponses dans son Livre intitulé Quel avenir pour l'Homme du XXI siècle
novalian'i prime ny 08/11/2006 12:12
2. sipagasy ( 29/10/2006 07:43)
dia mianjy parution izany :°)
3. Achia ( 29/10/2006 08:40)
ka na iza na iza responsable efa natao ho faty anie Jesosy e !
4. miangalyandria ( 29/10/2006 10:12)
ka na iza na iza responsable efa natao ho faty anie Jesosy e !
: Malahelo an'i Jodasy aho mamaky an'ito, ny tonga dia ao an-tsaiko dia hoe ka i Jodasy anie efa natao hamadika an'i Jesosy e ! :cry::-D:-D Ilay :cry: no mam:-D:-D ahy !!!
5. Lejim ( 29/10/2006 14:48)
yeah, miampy koa izany ny boky tsy misy mpamaky amin'ity tany ity raha izany koa! lol

Sangisangy io raba a!
6. ainakelyio ( 29/10/2006 15:51)
Tena io ve no voasoratra tao @'ilay boky,sa enao no namorona io?.Dia tsy azonao azavaina @'ny teny Malagasy ve?raha azo atao dia omeo extrait @'ilay texte eto.
Fa ny tena marina fatatro alohaz sia izaho sy ianao
7. vale ( 29/10/2006 20:10)
Miandry izany zahay rabaradaka a!;-)
8. Zina ( 29/10/2006 21:49)
Achia [ Valio ] 29-10-2006 09:40:40
Lohateny : Re : Qui est responsable de la mort de Jésus ?
ka na iza na iza responsable efa natao ho faty anie Jesosy e !

ie marina iio efa nolazaina ao @ isaia 53 mihitsy.
ary i Satana no responsable ny nahafatesany: izay nitsofoka tao @ ireo lehiben'ny fanjakana romana sy ireo fariseo sy panoradalana jiosy indrindra prista "Caiaphas). Mat:26
9. simplex ( 29/10/2006 22:15)
rabaradaka:
Qui est responsable de la mort de Jésus ?

:-w :-w
suspect No1: Osama Bin Laden
hummmmmmm

:°)
10. cutie ( 29/10/2006 23:48)
:-D:-D:-D:-D:-D
11. dailynews ( 30/10/2006 01:21)
Tena mba mahita atao koa ny olona mitady izany kah:), c'est gentil ny manao izany saingy tena ilaina ve??ity no hitako tao amin ny Teny dia anjaran ny tsirairay no mijery sy mandinika.

Matio16: 21 "H@ izany no vao natoron i Jesoa ny mpianany fa tsy maintsy hankany Jerosalema Izy ka hampiajalian ny loholona sy ny lohan ny mpisorona ary ny mpanora dalana, dia HOVONOINA ary hatsangana amin ny maty ny andro fahatelo.
Ary Petera nanohina Azy hitanila kely ka niteny mafy azy hoe: SANATRIA AMINAO izany Tompoko(ny ho faty io resahiny io) Fa Jesoa nihodina ary niteny t@ Petera hoe: MANKANESA EO IVOHOKO IANAO RY SATANA"

Ny ho fahafatesan i Jesoa dia efa voasoratra h@ ela tokoa ( ISA 53) ary efa planina tokoa ary nony niteny Petera teto fa tsy ho avy aminy izany fahafatesana izany dia hoy Jesoa hoe mankanesa eo ivohoko ianao ry satana...hmmm...mafy izany an.....
ny antony dia satria ny fahafatesana sy ny fitsanganana i Jesoa t@ maty no herin ny filazantsara ary fantatry satana izany koa nampiteneniny i Petera teto satria tsy niambina mba tsy ho avy izany fotoana izany......
satria ny fitsanganan ny Tompo no herin'ny filazantsara ary raha tsy nandalo fahafatesana ary natsangana t@ maty i Kristy dia foana ny finoan' ny mpino....I korintiana 15 13-14 " Fa raha tsy misy ny fitsanganan ny maty na dia Kristy aza dia tsy natsangana, ary raha tsy natsangana Kristy dia foana ny torinteninay ary foana ihany koa ny finoanareo"

koa ny fahafatesana sy ny fitsanganan ny Tompo t@ maty izany dia important be mihitsy amin ny finoana kristiana....:D

12. soanja ( 30/10/2006 01:23)
rabaradaka:

En 1972, l’avocat israélien David a présenté une requête demandant à la cour suprême d’Israël la révision du procès de Jésus, en alléguant que ce procès avait été insultant pour la justice (France-Soir 8.7.1972). La requête fut déboutée en première instance. La raison invoquée était que dans ce cas il ne s’agissait pas d’un problème juridique, mais d’un problème historique. Qu’en est-il vraiment ? Rabaradaka, historein et politologue apportera des réponses dans son Livre intitulé Quel avenir pour l'Homme du XXI siècle


Raha ny fitadidiako ny lesona tany an-dakilasy tamin'ny mbola kely de hoe ISIKA REHATRA NO ANISAN'NY NAMONO AN'I KRISTY. Rehefa karemy mantsy dia miteny mihitsy hoe isaky ny ota iray dia fantsika iray izay. De asa re fa de efa firy izay ny fantsika napetrako teo amin'io hazo fijalian'i Kristy. Fa ny zavadehibe mahafaly anefa de hoe MATY HO AHY HANAVONTANA AHY/ IsIKA I KRISTY ary io no tena ifikirako aminy satria tia ahy mpanota ihany kay izy raha mahalala mibebaka aho.


13. dailynews ( 30/10/2006 01:27)
marina izany ry soanja, dia mifanampy ao daholo ireo.
14. miangalyandria ( 30/10/2006 07:01)
hoe isaky ny ota iray dia fantsika iray izay. De asa re fa de efa firy izay ny fantsika napetrako teo amin'io hazo fijalian'i Kristy
: ça culpabilise non :?::idea: Ohatran'ny tsy dia tiako loatra indray iny.

Ny ahy isaky ny mihiratra ny masoandro dia faly aho fa mampiseho izany hoe tia ahy Andriamanitra, isaky ny milentika koa izy dia mirana aho fa mbola avelan'i Jehovah mijery maizina hihihi !

Faly koa satria maty hamonjy ahy ny zanany dia isaorako izy noho izany, ny hitady ny tompon'andraikitra tamin'ny nahafaty azy :roll::roll: tsy hitako loatra ny antony itadiavana azy afatsy ny hoe mba tsy ilazan'ny ambiny foana angaha hoe ny Jiosy no namono azy.

Vita tompoko na dia somary nivoana aza :-DHevitra : :-D:-P

15. majesty ( 30/10/2006 09:06)
ntsika no namono an'i Jesosy satria noho ny fahotantsika no antony nahafatesany :wink:
16. prime ( 30/10/2006 11:39)
Adihevitra be izany fa ny jiosy milaza fa ny kristiana ihany no namono an\'i Kristy satria ny mpianany ihany no namadika azy... misy tena miteny tsotra hoe i jodasy... misy moa ny manamelo-tena toy io lazain\'i majesty io izay mahatonga ny jiosy milaza manitrikitrika fa ny kristiana mihitsy no namono an\'i kristy... misy koa ny mametraka ny namonoana Azy ho Andriamanitra ihany no nahavita izany, nametraka sy nanatanteraka ny teny faminaniana...

Misy amin\'ny kristiana indray manilika moramora hoe i satàna no namono Azy... ary misy mihitsy aza miteny hoe ny jiosy no namono Azy, nanameloka Azy sy nitsara Azy... ary misy ny miteny hoe ny Rômana no namono Azy...

:wink::)
17. dailynews ( 30/10/2006 14:41)
Inona ary ho an iza NO ANTONY NAHAFATESANY?

Romana 5:6" fa fony mbola tsy nanakery isika dia maty Kristy t@ fotoanandro hamonjy ny ratsy fanahy"

Romana 5:8 " Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika dia MATY HAMONJY ANTSIKA KRISTY"
18. soanja ( 30/10/2006 14:53)
miangalyandria:

hoe isaky ny ota iray dia fantsika iray izay. De asa re fa de efa firy izay ny fantsika napetrako teo amin'io hazo fijalian'i Kristy
: ça culpabilise non :?::idea: Ohatran'ny tsy dia tiako loatra indray iny.

Ny ahy isaky ny mihiratra ny masoandro dia faly aho fa mampiseho izany hoe tia ahy Andriamanitra, isaky ny milentika koa izy dia mirana aho fa mbola avelan'i Jehovah mijery maizina hihihi !

Faly koa satria maty hamonjy ahy ny zanany dia isaorako izy noho izany, ny hitady ny tompon'andraikitra tamin'ny nahafaty azy :roll::roll: tsy hitako loatra ny antony itadiavana azy afatsy ny hoe mba tsy ilazan'ny ambiny foana angaha hoe ny Jiosy no namono azy.

Vita tompoko na dia somary nivoana aza :-DHevitra : :-D:-P




Miangalyandria> Manentana antsika hiala amin'ny fahotana io ka manampy antsika hanantona akaiky an'Andramanitra. Fa oe iza noo namono azy physically, iny tsy misy idirako na ntsika satria efa vita iny ary efa anisan'ny mission ny ho faty. Fa ny fanavotana no zavadehibe.
Satrai raha vao iny ny focus de fitadiavana ady na fampiterahana fankahalana ny hafa indray izay fa tsy fanaparitahana ny fifankatiavana eo amin'ny samy mpiarabelona.


19. Achia ( 30/10/2006 17:36)
Za milaza @ areo fa za isan'ny responsable ny nahafaty an'i Jesosy :-D:-D
20. Zina ( 30/10/2006 20:28)
Vakio Isaia 53 dia ho itanareo ny rehetra....
Tsy lavina mihitsy fa isika mpanota ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4747