Qui est responsable de la mort de Jésus ?

21. pissoa ( 31/10/2006 05:26)
simplex:

:-w :-w
suspect No1: Osama Bin Laden
hummmmmmm

:°)
=))=))=))


22. Fiffi ( 31/10/2006 06:02)
majesty:
ntsika no namono an'i Jesosy satria noho ny fahotantsika no antony nahafatesany :wink:
dia mamelà ny helokay fa tsy fantatray zay nataonay !


23. majesty ( 31/10/2006 09:34)
hoy Fiffi:
dia mamelà ny helokay fa tsy fantatray zay nataonay !


AMEN!
24. mbelotavao ( 31/10/2006 11:33)
Tsara sady tsotra ny fanontaniana mba hahafahan’Atra indray maneho ny zava-nisy marina teo @ asam-pamonjena nataony.
Ireto avy izany no tompon’andraikaitra nahafaty an’I Jesosy :
1-Andriamanitra
Gaga angamba ianareo raha ilazako izany, fa ny antony dia tsotra ihany , Rehefa hamonjy ny zanak’olombelona Atra dia tsy maintsy Izy mihitsy @ maha-pamorona azy no nanao sorona ny ainy ; nanolotra ny rany (….NOMENY ny zanany lahy tokana mba …….Jao 3:16 …..) koa marihina tsara fa tsy mpamono olona Atra izay mifanipaka @ lalàn’ny lanitra (…Aza mamono olona …) fa famonjena no antony nanaovany izany.

2-Izaho sy ianao, Rômana sns miaraka @ SATANA . Satria voasoratra hoe: Isaia 53 :4 -5

Izaho anefa no mahatalanjona , na dia ireo izay nandefona azy ary dia hahazo famonjena raha mino ny famonjena nataonY .
25. prime ( 31/10/2006 12:29)
mbelotavao> mazava tsara... deraina Jesosy noho ianao...^:^
26. ranini ( 31/10/2006 14:07)
Judas iscariote et les pharisiens et les sadducéens étaient les résponsable de la mort de Jesus.
27. Achia ( 31/10/2006 17:37)
ranini a ! :°)
28. belaza ( 31/10/2006 17:58)
ianao io fa iza indray!!
29. rakaroka ( 31/10/2006 19:24)
Isan'ny manahirana ahy amin'ny resaka kristiana ny misterin'ny fahafatesan'i Jesoa:
'za nahasoratra hoe
Fa satria ve maty izy?...
Fa satria ve maty izy vao ho tonga ao an-tsaina
Fa fidera izay nataony fony izy velon'aina?
Nefa izay mba nosasarany tsy mba vitavita mora
Tsy norarahianao :izy maty maritiora!...
Fa satria ve maty izy vao ho tsapa amin'izay
Fa nitia tokoa tokoa: TIA antsika anie ny Ray?...
Izany tsy ho tsapantsika
Raha tsy nisy rà nandriaka?...
30. Zina ( 31/10/2006 21:19)
hummmm
31. rabaradaka ( 02/11/2006 07:58)
Misaotra tamin'ny hevitra navoakanareo. Samia ho tahian'Andriamanitra
32. prime ( 02/11/2006 12:42)
ranini> Ary petera nandà Azy in-3 hoe tsy fantatro akory io lehilahy io nefa iza no miara-mivavaka sy miara-misakafo sy miara-dia aminy isanandro sy notendreny ho fototra nanorenany ny fiangonana? ary ireo mpianatra maro tsy hita izay nalehany fa niery nony voasambotra Jesosy nefa tsy vitsy no nilokaloka fa hiara-maty @ Jesosy mihitsy raha ilaina?...
Ary ny vahoaka niteny hoe "homboy" "homboy"...
Toa ho lava ny lisitra...
Na isika milaza ho mpanara-dia Azy aza moa fony mbola tsy nahalala Azy tsy ny nanombo Azy foana no nataontsika? ary na eto @ sera2 aza mandrak'ity ny androany moa tsy mbola maro no miteny ratsy ny anarany? misy aza moa dia sahy milaza fa tsy ampy sy tsy manaraka ny toetrandro intsony ny lazainy?...
Lava ny lisitra amin'io fa tsy misy afabela na dia iray aza raha hotsiahivina izany...
33. rakaroka ( 02/11/2006 17:11)
Izaho kosa aloha, a ma propre conscience tsy namono an'i Jesoa izany, ka aza hendrikendrehina.
Raha misy azoko atao aza plutot ny mamelona azy no ataoko!
34. nikopol ( 02/11/2006 17:58)
:lol::lol:
35. prime ( 03/11/2006 08:45)
rakaroka> hay v enao no namelona Azy e... tsara ho fantatra...
36. Achia ( 03/11/2006 19:33)
:°)
37. prime ( 06/11/2006 07:23)
achia> mibatrinify indray izao no izy an...:lol:
38. vale ( 06/11/2006 14:42)
hihihihi...:-D:-D
39. prime ( 08/11/2006 12:12)
vale> faly b enao an...:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1571