Zany marina ve ilay atao hoe fitiavana ?
1. nani
(
25/10/2006 12:20)
Tsy fantatro izay hevitrareo fa tantaraiko aloha ny zavatra henoko . Raha hanorina toka-trano hono ny olona anakiroa , ka efa tena nifankatia tokoa zareo vao nanapa-kevitra , zany hoe toka-trano ahorina amin alalan fitiavana , dia tsy dia izay ilay tena Fitiavana . Fa raha misy olo - anakiroa manapakevitra ny hivady (tsy vady atolotra , na hoe fanambadina noterena fa antsitrapo an ) , zany hoe tsy mbola nisipa akory , fa vonona ny hivady , de ho teraka ho azy ao amin tokatrano ilay tena fitiavana tsy miova sy aharitra . Dadabe anay no nitantara ana anizany de gaga fotsiny aho , izy sy bebeanay hono tsy mba nifampisipa ! Fa tonga de zao fotsiny no nolazainy hoe : " Tsy mbola nitia anao aho , fa vonona kosa aho ny hampiakatra anao ho vadiko , ary Hitia anao , raha manaiky ny fangatahiko eao "
Tsy haiko zay hevitrareo , fa toa hitako ohatrany misy fahamarinany ihany ilay izy hoe , rehefa tena ao anati ny tokatrano marina izay angamba vao tena afaka ahatsapa sy ahita hoe tena tiko tokoa ity olona miaraka amiko ity . asa aloha ee !
Tsy haiko zay hevitrareo , fa toa hitako ohatrany misy fahamarinany ihany ilay izy hoe , rehefa tena ao anati ny tokatrano marina izay angamba vao tena afaka ahatsapa sy ahita hoe tena tiko tokoa ity olona miaraka amiko ity . asa aloha ee !
novalian'i pimaso ny 29/11/2006 13:30
2. fabio
(
25/10/2006 12:29)
Ra ny hevitro d au moins 2 ans no miaraka vô mivady, tsy mitovy ny generation ndry dadabenareo sy tsika amzao fotoana izao. Tadidio fa ao anatiny tokatrano ao no ahitana ny henjana retra2 au contraire anio noteneninao io.
3. ari.malala
(
25/10/2006 13:18)
surprise foana anie ny fianana e! ary tsy voatery ho surprise tsara, ka sao lahy ao vao hanenina! misy olona efa nivady an-taonany maro anie miteny hoe tsy nampoiziko e! nitranga tampoka ilay nafenina hatr'izay! asa lahy...:roll:
4. fiderana
(
25/10/2006 13:59)
aleo aloha miaraka ihany ka,marina ny tenin'i ari.malala hoe sao ao voa hanenina hoe tsy nampoziko, izay ilay hatao hoe mifampizaha toetra, mifanaraka manorina tokan-trano, tsy mbola mety dia mifanazatra eny aloha, fa tsy hoe mifandany fotoana no dikan'izany, sady tsy voatery hoe mivady vao misy ny fitiavana , fa ny fitiavana mitoetra ho fitiavana foana , ary entina @ mpahamendrehana izany.
5. tslem
(
25/10/2006 13:59)
de ho teraka ho azy ao amin tokatrano ilay tena fitiavana tsy miova sy aharitra .
nani>>>lé toetsaina no mitondra an'io,fa raha ny hevitro dé mety hilay ihany zany saingy ny mampilay azy ngamba dé lé bandy sy sipa mbôla samy tsy nitia nizaniza
nani>>>lé toetsaina no mitondra an'io,fa raha ny hevitro dé mety hilay ihany zany saingy ny mampilay azy ngamba dé lé bandy sy sipa mbôla samy tsy nitia nizaniza
6. Hubert
(
25/10/2006 14:01)
izany hoe tian'i nani izany no hiverenana indray @ vady atolotra, toa ny fahiny, satria izany no tena hevitr'io tantaranao avy any io:-D
raha @'zao vaninandro izao ary no ho tolorana vady ianao, ianao, de hanaiky ianao...=))
raha @'zao vaninandro izao ary no ho tolorana vady ianao, ianao, de hanaiky ianao...=))
7. kelly13
(
25/10/2006 14:07)
nani>efa mivoatra b lôtra izao ny toe tsaina! t@ andron'ny dadabenao zany mbola madio fisainana ny tanora donc iray iany d ampy ho tiavina! ankehitriny noho ny tekinika maro b samy hafa (internet ohatra) d lasa b ny mampirafy (mandrindra :p). ao kou ny vhv manaradamaody etc... ao ny lhl manao musculation etc... bref ankehitriny maro ny zvt misarika ny maso hanao "hadalana".
8. mimich
(
25/10/2006 14:57)
nani> miakina amin-javatra marobe , toe-tsaina , toetr'andro , ny fiaraha-monina sns, no mety hampety na tsy hampety azy io fa tsy raiki-pohy (formule) akory. Mety misy ny mbola mitàna io fomba io zao oh ary mety hoe mety aminy ilay izy na amin'izao fotoana izao aza, fa misy koa anefa tsy mankasitraka an'io ary raha amin'izao fotoana izao aloha no jerena dia efa tsy mety sy tsy ankasitrahan'ny maro intsony io ee , nefa toa misy ihany ny tokatrano hita fa mirindra sy misy fitiavana tsara.
9. sonwin
(
25/10/2006 15:02)
5 volana ka hatramin'ny 5 taona no fifampizahana toetra, ao amin'ny antonony tsara. Raha latsaky ny 5 volana ny niarahana nefa mivady, toa fohy loatra, raha mihoatra ny dimy taona niarahana tsy misy n'inon'inona dia mihevera tena.
nani> misy fahamarinana io an'i dadabentsika io:°), nefa amin'izao fotoana izao sarotra ny mitoky amin'ny hazo tsy fantatra.
nani> misy fahamarinana io an'i dadabentsika io:°), nefa amin'izao fotoana izao sarotra ny mitoky amin'ny hazo tsy fantatra.
10. patrick2002
(
25/10/2006 15:16)
nani: amin'izao fotoana izao efa manana ny zavatra takiany koa ny vehivavy eo anatrehany lehilahy vadiny .Taloha manko ny vehivavy dia manaraka fotsiny izay ataon'ny lehilahy ,ka tsy misy mihintsy ny gidraka ao an-tokatrano,@ izao efa tsy izay intsony ny toe-tsainy vehivavy,ka asanao ,raha ohatra moa ianao tsy mitaky n'inona @ vadinao dia mety aminao ilay vady atolotra ,fa raha ohatra ianao ka mila pitsony ohatra tsy mety aminao ny lehilahy misotro toaka ,na mampirafy ,na miloka ,na tsy mody antrano rehefa avy miasa fa mbola manita-dia ,dia tsara angamba hoy izaho raha misipa kely aloha ,mijery tsara dia eo ianao mahita azy.
11. colar
(
25/10/2006 19:51)
tsy azo atao tsony zany am zao fa ra vo raikitra ny gidra de we za nga ty anao ra tsy namboarina ny antska,
12. Zina
(
25/10/2006 20:43)
fisainan'ny 21eme siecle eeee sy ny droit de femme ndray zao ko hahahaha
13. caprio
(
25/10/2006 21:48)
Fa tandremo kosa fa any @iny faritra aziatika iny dia mbola betsaka ny vady atolotry ny Ray aman-dreny ka rehefa tsy manaiky ny Ray aman-dreny dia tsy mahazo manabady hianao,any ka tsy dia manao an-zany sipa zany ry zareo fa tonga dia mivady tahakan'i Idiana hoatra
14. cutie
(
25/10/2006 22:20)
de zay no mampatonga an'le fananana maitresse refa veo :lol::lol::lol:
15. fiaritiana
(
26/10/2006 00:31)
Ilaina ny fiarahana ela2 ary ny tsirairay ndray no mahalala hoe efa ela zay sa tsia misy ny 2 ans misy ny 1 an dé efa oe hivady sns
16. dailynews
(
26/10/2006 01:33)
manana namana lehilahy karana aho dia izy dia tena miandry ny vadiny mihitsy atolotry ny RAD-ny satria hono matoky ny mamany izy hoe mahafantatra azy tsara ka ny mamany ve hono hanolo bato mafana azy....samy manana ny fijeriny.
17. tslem
(
26/10/2006 07:07)
ary lé mfankatia tsy fidiny eto @ aterineto v mety hilay rà mvady ouz nareo sa aôna?tsy miaraka mitsy fa vô avy mifanao lokaloka eto d zay e, aôna no hevitrareo?
18. mamitia
(
26/10/2006 07:41)
Ny rahavaviko izay ry zareo vao niaraka kely fotsiny ry zareo de nivady , ny azy indray tsy natolotra fa ry zareo no efa nifankahalala fa tsy niaraka , de tato ahoriana de nifankahita ry zareo de niteny ilay lehilahy hoe tiko enao de ho alaiko vady raha mety, de nivady ry zareo ,ary efa niteraka roa @ izao, fa ny hitako amindriry zareo hatramin\'izao de tena miaina ao anatiny fitiavana ry zareo ,fa na izany aza tazana ihany koa ry zareo le vao mmamantatra ny toetrany tsirairay, fa na izany aza mifankatia ry zareo , ohatra ny le mpivady vao ireny foana ny fijery azy
20. patrick2002
(
26/10/2006 14:31)
ahoana kosa noteneninareo fa efa tsy izany intsony no foto-pisainana amin'izao fotoana izao ,jereo fotsiny cas ny sipa maro ao dago ao :handeha hanambady vazaha amin'izay mipetraka any andafy, tena misy amin'izy ireny no mifankatia avy eo nefa internet no nahitana azy ,tsy mitovy @ vady natolotra ve izany? Ao ny sasany nitadiavany tantine-vady tany andafy mifankatia tsara avy eo.
Io amiko rehefa ilay vehivavy no vonona no hitia anao mandeha ho azy io ,fa rehefa ilay vehivavy no manao hoe inty sy nday:roll: amiko ny fitiavana izany hoe donnant donnant dia mivaralila ra-lehilahy.
Ary ny cas ny sipa amin'izao ny maro efa inty sy nday daholo ,izany hoe mba manana ny critere-ny koa izy hoe :bandy mila manao an'izao no reveko fa rehefa tsy ao anatiny iny dia migidraka izay sa ahoana hoy ianareo:?:
Io amiko rehefa ilay vehivavy no vonona no hitia anao mandeha ho azy io ,fa rehefa ilay vehivavy no manao hoe inty sy nday:roll: amiko ny fitiavana izany hoe donnant donnant dia mivaralila ra-lehilahy.
Ary ny cas ny sipa amin'izao ny maro efa inty sy nday daholo ,izany hoe mba manana ny critere-ny koa izy hoe :bandy mila manao an'izao no reveko fa rehefa tsy ao anatiny iny dia migidraka izay sa ahoana hoy ianareo:?:
