Zany marina ve ilay atao hoe fitiavana ?

21. cutie ( 26/10/2006 14:33)
Io amiko rehefa ilay vehivavy no vonona no hitia anao mandeha ho azy io ,fa rehefa ilay vehivavy no manao hoe inty sy nday amiko ny fitiavana izany hoe donnant donnant dia mivaralila ra-lehilahy.

:roll::roll::roll:
22. Zina ( 26/10/2006 17:26)
hahaha
23. dailynews ( 26/10/2006 18:22)
toa misy fahamarinany marina ilay lazain i patrick20002..toa mitovitovy ihany ilay hoe hanambady vazaha any an-dafy tonga dia lasa amin izao fotsiny.
24. MTN ( 26/10/2006 20:56)
asa marina
25. xxx ( 27/10/2006 06:52)
Za 6 mois de nanambady, le bandy efa nahafantatra ahy efa ela be, ary vao une fois nanaiky ny hisipa aminy aho tonga de andao hivady de za ndray no nisalasala avy eo raikitra ihany e! zaza roa izao! Lery tia ahy be de tsy de nasiako blem koa aloha satria tena sitrapo e!
26. Fiffi ( 27/10/2006 07:43)
Zany marina ve ilay atao hoe fitiavana ?
Manana namana zay zah ! nifankalala izy sy ny vadiny ny 31 Desambra , volana Martsa ry zareo de nivady , (tsy hoe bevohoka akory le sipa an!) de niandry 2 taona taty aoriana ry zareo vao nanapa-k'hevitra ny hanao zaza ! 5 ny zanany zao ! fahasambarana angamba tsy misy ohatran'zany ! satria hatramin'zao ry zareo de tena mbola mifankatia tsara ery ! zany no tena hatao hoe fitiavana !
27. jobala ( 27/10/2006 15:30)
Marina loatra izany fa izao koa!
Voalohany aloha i dadabe dia tsapa tokoa fa tena tia anao izy ka tsy tiany ianao hi-sipasipa @'olona any fotsiny ka izany no nahatonga azy hiteny izany, sa...
Ary faharoa indray dia izao! misy ohabolan'ny ntaolo izay manao hoe: "Ny olon-tiana tsy mba vady"! ka raha izany dia raha fitiavana fotsiny no hanorenan-toka-trano dia tsy ampy mihitsy fa mila fifam-pitokisana indrindra ny tokan-trano vao mihorona tsara!zany e... :D
28. Fiffi ( 27/10/2006 16:26)
@ fomba ahoana moa no hanorenana tokatrano raha tsy misy zany ?
29. xxx ( 29/10/2006 18:29)
zah manokana aloha ry kala efa toerana nandalovako io zavatra iolany andro ifampizaha toetra eo fa misy fahamarinany io zvt io mifankatia tonga de tairina fa tsy andao alha hiaraka de hita eo ny tohiny in koa no dikanzany na 10 ans arenao hiaraka amlay olona tsy fantatrao zay tena ao antsainy na ahoana na ahoana ny fotona mndeha ihany hitanao fa zah manko zao zay koa no saika ataoko raha misy tiana na virtuelle aza ka tonga de lasa zao de lasa zao zany fa tsy ho lany andro hifamolaka
30. booboo ( 29/10/2006 18:35)
xxx > mba asio faingo na teboka tsindraindray ihany araka zay tokony ho izy e :^):^)
31. Fiffi ( 30/10/2006 06:01)
:^)
32. nani ( 30/10/2006 11:08)
Misaotra antsika zay namaly rehetra aloha !
Zaho aloha anie miresaka fotsiny fa tsy hoe akory io ilay mitranga amiko an ! Fa nani koa zao mbola ao amin ilay periode ilay mifampizaha-toetra hozy nareo hihihi
Non , tsy midika velively akory hoe tiako ny miverina amin ny fomba taloha raha nanoratra ity dinika ity aho , fa resaka ilay izy de mba nampitaiko aminareo namana rehetra .
33. Fiffi ( 31/10/2006 20:09)
gaga hiany aloha zah hoe fa mba lasa aiza ary i nani ?:)
34. nani ( 02/11/2006 10:25)
Fiffi an , tato ihany zaho fa mbola niodikodina kely ka .
35. tsimatimanota ( 29/11/2006 11:10)
miaraka telo taona aloa,
mivady , manao voyage de noce 1 mois
miandry 2 taona : miteraka
3 taona indray avy eo : miteraka
afaka 20 taona : manao voyage en couple sans enfant
mitety an'i venise, niagara, safari, bresil....
c'est la vie,
les restes n'ont aucunes importances
la! la! la!
36. pimaso ( 29/11/2006 13:30)
la!la!la! @ ahoana aza ry tsimatimanota
fa nareo ve tena tsy maty manota mihitsy e?
sa anarana fotsiny!
zay mantsy tonga dia mipi maso raha vao mikorapaka eo
hi!hi!hi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3421