romantique
1. belaza
(
25/10/2006 10:02)
mba ohatriny ahoana ry zareo zany romantique? fa tena tsy haiko mihitsy na fiteny na fihetsika
novalian'i belaza ny 04/11/2006 07:58
3. kelly13
(
25/10/2006 11:03)
@ko klou ny vhv d romantik de nature hihihih! fa ny lhl romantik ohatra d mahay mitondra vonikazo ho andravhv, manao sakafo pour un diner en chandelle d tohizonareo ny ambiny ...
5. Fiffi
(
25/10/2006 16:10)
belaza:heu.....ahoana tokoa moa ? :) le olona manonofy ireny ve azo hatao hoe romantika ? :wink: tena tsy aiko le izy an! aleo aloha hijery zay lazain'ny namana eto fa toa very koh zah zany an!
mba ohatriny ahoana ry zareo zany romantique? fa tena tsy haiko mihitsy na fiteny na fihetsika
7. dailynews
(
25/10/2006 18:50)
- sady nangalatra nijery diktionera aho io an, dia ny hitako tao hoe olona mahay mampiseho ny emotions ny amin ny resaka fitiavana: manome voninkazo, manao zavatra hafa mihitsy(creatifs) amin ny fomba fampisehoana fitiavana.
ohatra, mahandro sakafo a deux dia mihinana ilay izy miaraka amin ny style eo ambony latabatra misy voninkazo: divay sy hira malefaka, miotndra an ilay malala amina toerana tsy nampoiziny dia nahafinaritra be, raha eto amerika dia ny restaurant frantsay dia tahaka ny hoe toerana romantika ho andry zareo rehefa hisakafo harivamiaraka ami ny akanjo mamiratra sy kiraro avo sy ny fihetsika mirindra sns..., rehefa valentine's day dia feno be ilay izy ary mila manao reservation mialoha ela mihitsy fa romantika hono ny atmosfera any.
- maneho ihany koa hono fitiavana amin ny affection matanjaka( inona izany??) hmmm... tahaka ny hoe anngaha milaza fa tiako ianao amin ny alalan ny tononkalo no sady latsaka kely ny ranomaso rehefa mamaky azy? na ily tonokalo vakiana nosoratan ny tena mihitsy fa tsy olonkafa.
-olona manana maso tahakany manonofy..dia ny fomba fijeriny ilay malalany dia miaraka amin izay maso izay ...
- mino aho fa mbola misy hafa fa izay aloha no mba hitako.
tsara ilay romantika aloha fa raha isanandro no hanao zavatra tahaka izany toa manahirana koh...aiza ve dia hanana maso manonofy foana tsy hianjera anaty lavaka ny farany fa mandrevirevy foana.

8. belaza
(
25/10/2006 20:09)
hitako za lazainy vadiko hoe tsy mba romantik mihitsy hay zavatra sarotra beuh, de tena misy fiatraikany lehibe aminareo vehivavy ve ny fanehoany lehilahy anizany? oht: hoe mitombo ny fitiavana?, manamafy ny fiarahana?
9. Aino
(
25/10/2006 21:19)
a on raha ireny de efa fahita matetika @film, fa ilay manolotra vonikazo sy raozy mena, ary mahandro sakafo aloha eo ihany fa ilay, fa raha toaka samy tsy misy misotro vin sns de ahoana? rano ve mety8)
fa raha lafony hafa indray dia, betraka milaza fa hay izhao ity hono romantiques be misy koa ny milaz afa tsy mba romantique mihintsy de tsy haiko hintsony hoe inn no tena izy.
fa raha lafony hafa indray dia, betraka milaza fa hay izhao ity hono romantiques be misy koa ny milaz afa tsy mba romantique mihintsy de tsy haiko hintsony hoe inn no tena izy.
10. dailynews
(
26/10/2006 01:41)
oay dia ampiako koa ny mandeha mijery ireny masoandro mody ireny eny amorondranomasina ..na mandeha amin ireny zaridaina ireny dia manao akanjo misy vonikazo ilay malala dia rangahy tsy mitsahatra ny milalao ny volon ilay malala sady manafina voninkazo aminy tanany aoriana...dia raha tsy mitondra voninkazo izy dia maka voninkazo izay maniry eo dia apetrany amin ny volon ilay malala....:D:D sady miteny hoe ianoa no voninkazoko:roll::roll::roll::D:D
11. dailynews
(
26/10/2006 01:42)
rehefa tsy mety ny divay dia atao sirop grenadine...mba menamena..fa ilay loko mena mihitsy no misy dikany angamba e?
12. booboo
(
26/10/2006 09:52)
belaza > tena misy fihaitraikany beee mitsy : lasa amoureuse bebe kokoa noho ny teo aloha (cf resa-behivavy atsy hoe refa amoureuse :-D:-D:-D).
13. fiderana
(
27/10/2006 11:01)
santimantika romantal , ilay mandrevy be sy lasa be fitiavana ireny, ka i Aino ve mba hoatran'ireny?:lol:
14. belaza
(
28/10/2006 11:31)
ka raha zatra anizany ve nareo vehivavy tsy hanahirana rehefa mitombo ny taona, satria tsy ary hahavita ohatrizany foana mandritra ny andropiainana.
15. Fiffi
(
28/10/2006 21:15)
ninih: iƩ ! manonofy hihihih de zay zavatra hataony de heu....avec delicatesse daholo angamba no hilazako azy !
16. belaza
(
04/11/2006 07:58)
raha ny fahazahoako azy izany dia izao: fihetsika na fiteny amboamboarina ny maha romantika fatsy tena ao anaty, izany hoe mihatsaravelatsihy mihitsy izany mba ho porofompitiavana!!:-w